L’e-gouvernance

21. kitjo ( 13/10/2004 05:39)
Eny e, samy manana ny eritreriny moa io fa ny ahy fts ny hitako oe ilaina le izy na oe tsy prioritaire sns aza tsy hitako izay andrasana raha azo atao.

Fa inona aloha ilay mamono antoka @ilay izy....dia inona no tokony atao koa aloha izay?
22. sambatra73 ( 13/10/2004 08:34)
kitjo: mba vakio tsara aloa ny resaka retraretra vô mamaly fa zany no intérêt n-ny forum de discussion fa tsy hoe tsy vovakiko dôly ny resakareo fa nenà d zao iany :)

kally, fijo: miombon-kevitra zà: tombontsoan\'ny firenena no tediavina fa tsy an\'ny olombitsy ka tsy tokony maimaika foana

Amiko \"nécessaire et indispensable\" aloa vao \"utile\" fotsiny. (Ampio aho ilaza ireo @ teny gasy fa tsitako azafady)

\"Tsy mampitombo ny vary eo am-biliako zany\" hoy ny raisonnement simplistan\' ny sain-kanina oatrahy ;-) nefa ataoko fa io sakafo io aloa no tokony atao tanjona 1° aloan\'ny zvt retraretra. \"Rehefa noana ny kibo, mivezivezy ny fanahy\"

Satria mbola misy tsy minana mihitsy ange ao @ tanana e.

Izay ezaka retraretra mikatsaka izany fahampiana ara-tsakafo izay amiko no tena mahamaika fa samy andany vola ihany.

Sakafo, fahasalamana, fianarana, fitaizana no mandeha aloha sy antoka maharitra ho amin\'ny \"installation future de l\'e-gouvernance\".

Fa iza moa tsy ho faly hoe maharaka ny fandrosoana i Gasikara e. Fa mba atao mifanaraka @ fiainan\'ny olona. Tsy hoe iny cocotte minute nefa tsisy vary atao anatiny.

Fa mba misy @ reny décideurs reny ve mba mamaky an\'itony adihevitsika tony?

D salamà dôly


23. fijo ( 13/10/2004 21:08)
marina izany.amiko koa ny vahoaka noana tsy hivakiloha hianatra.ary ny vahoaka tsy mahay ,tsy hampiasa io fitaovana io.araka ny voalazan\'ny lehiben\'ny banky mondialy homaly dia \"mpianatra voky no mahavita fianarana tsara\"ka io no hanampiana anareo.ary marina io,satria firy izao ny gasy manana ordi ao mada.ary izay manana firy ny manana tranon kala?
manomboka eo dia miha mazava amiko ny tokony hatao aloha.
ndry ihany dia mahalala fa misy tany ao mada mivangongo ny vary ao aminy nefa tsy tafavoaka.dia lasa manafatra isika.ka tsy izay hamoahana ireo ve aloha no tokony hatao raha misy ny vola?asa anefa.
24. tsilan ( 13/10/2004 21:13)
Izay manana olana hono mahay mikaroka, koa izay noana dia mahay mikaroka izay mba hisin\'ny indraimbava eo aminy. Fa metetika koa ny voky sy izay efa manan-katao dia tsy mampiasa saina firy intsony ka mitotongana izay tsy izy.
Aiza indray ry kitjo izany tany manana vary mivangongo any madagasikara izany?
25. kitjo ( 14/10/2004 08:16)
tsilan> tsy za no niteny an\'izany vary mivangongo znay k, ndao alaintsika e,hihihihi

sambatra> tsy hoe tsy t hamaky aho na ho etsy te hahalala fa tsy nanana fotoana namakiana aho t@ nahita an ity sujet ity dia izay nataon\' ilay mpamorona azy no novaliko.
Sy izay hevitro fts aloha en general.

Marina daholo ireo hevitrareo ireo fa ny fanaovana an\' io ange tsy milaza hoe ajanona ny zavatra hafa fa andeha hanao an;io e!

Raha andeha atao an\' izany dol ary ny zvt ao Dago, maninona no asiana hoe fikarakarana taratasy sns nefa ny ankabezan Malagasy aza analfabeta.
Amiko aloha dia ny vokany ankapobeny mandrindra ny asam- panjakana.....sy tsy ahafahan\' ny fonksionera manao kolikoly dia anisan\' ny fototra iarenan\' ny fampandehanan- draharaha rehetra ao e.

Fa ekeko na izany aza ny hoe misy zavatra mbola important kokoa noho io.
26. fijo ( 14/10/2004 20:07)
tsy izay ilay hevitra ry kitjo fa hoe,raha misy vola hanomanana an\'io ve,tsy aleo aloha hanaovana izay tena mahamaika ny vahoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3289