Leo BE ..

1. andrea ( 27/03/2007 19:35)
Hono waaaa ..
Tsy haiko na izaho no somary niova .. na bestaka ny namana no lasa ni-grevy.
Na tato ato, betsaka loatra ny resaka tsy misy lohany , tsy misy dikany ato amin'ny forum !!!
Na izaho no tena tsy mahazo ny resaka..

Tsy te-hilaza lohateny fa sao dia hiadivan'ny olona eo .. (mitsatsaka manko, sady mora tezitra ! ) ka manontany hoe : nakaiza ireo namana hafa zatra manokatra hevitra milamina , kilalao mahavariana (booboo !! ).... Samoana, diamondra, fidjo .. ry fiffi (aleo manokatra indry fa mahita hevitra mahazindana manko ) toy izany koa Aino, Fasaly, Kelly, boubounezy..

Alefa Sefo ô! tariho de hanampy anao anie 'DOC ' Strange !!!' fa tena leo hevitra zaza ny akama..

Mamorona hevitra izany fa tsy mamaly izay misy ..
Booboo (mbo avereno ilay lalao; fanontaniana 1 sy valiny 1 .. )
Izaho aloha mpanohana fa tsy mahay mitarika an !!

novalian'i Fiffi ny 30/03/2007 20:33
2. xxx ( 27/03/2007 19:42)
tonga de atomboy aminao aloha le famoronana e!:)
3. booboo ( 27/03/2007 20:01)
Andrea > hihihihi zay f'efa misy lalao hafa ankoatra lé fanontaniana 1 valiny 1 ao ô ...tohizo @ zay fa zà nanokatra fotsiny hihihihihihi :°)
4. Fiffi ( 27/03/2007 20:02)
andrea:
ry fiffi (aleo manokatra indry fa mahita hevitra mahazindana manko )
heu....zah aloha akia de mamaly no hataoko...somary sorena koh njaindray @ dinika heu....bizaroïda hita eto....fa kosa ao @ hoy ny gazety zah no tena mandefa ...:) (ao aza fa andefa zah zao) hihihihihhi


5. colar ( 27/03/2007 20:22)
to marina toko io fa otran b resa jaza zany,sa mety we za anga no efa antitra ra zany,
6. kelly13 ( 27/03/2007 20:31)
ndraso hiketrika kely ary d manokatra raha mamokatra ny fiketrehana e :)
7. Fiffi ( 27/03/2007 20:31)
an3
8. karinah ( 27/03/2007 21:09)
toa an'i Fiffi, ny mmaly ny ahy no tena angadiko, fa matoa za manokatra de mila fanampiana ara-kvt,...efa nisy nosokafako ihany momba ny fiaraha-monina( mikasika ny fitondran-tena) taloha efa elabeeeee.., ao @ politika koa misy ray vao tsy ela izay hisaorako an'reo zay namaly^:^^:^^:^(l):-*:-*:-*:-*:-*
9. fasaly ( 27/03/2007 21:32)
kou lay tena dinika anie otran'ny tsy misy mpamaly firy fa lay hanihany sy fanalàna no tena be mpandeha de lasa tsy mametraka hevitra otszay tsony ny oul fa tsy mahazo kil e! :wink:
zà zao te hampiidtra hevitra fa sao wain hoe tsy misy kil:-D:-D:-D
10. sitlo ( 27/03/2007 21:44)
za lo aza omena tsiny fa za tsy mbola namorona dinika mihitsy an.
(raha tsy ilay tsetsatsetsa kely ireny ihany). Dia za koa tsy mamaly raha vao ilay mitspitapy kely ireny. :°)
11. Vahinala ( 27/03/2007 22:16)
Za ndray aloha mamorona ihany rehefa misy zavatra mba manitikitika ny saiko na koa tiako zaraina am namana sasany na koa hilako fanampiana hevitra sns e, fa zany hoe tsy haiko ny fahitanareo azy ! :oops::oops::oops::oops:
Marina mintsy ny teniny fasaly io hoe le mba mifananiany koa no tena tiany ny rehetra fa na izany aza alo d tsapa tokoa fa tato ato misy tena manao resaka tsy hay hoe inn no tena tiany lazaina.
Andao hiara hiezaka hitady dinika milay zany e !
12. ikaretsaka ( 28/03/2007 00:42)
Vahinala:

Za ndray aloha mamorona ihany rehefa misy zavatra mba manitikitika ny saiko na koa tiako zaraina am namana sasany na koa hilako fanampiana hevitra sns e, fa zany hoe tsy haiko ny fahitanareo azy ! :oops::oops::oops::oops:
Marina mintsy ny teniny fasaly io hoe le mba mifananiany koa no tena tiany ny rehetra fa na izany aza alo d tsapa tokoa fa tato ato misy tena manao resaka tsy hay hoe inn no tena tiany lazaina.
Andao hiara hiezaka hitady dinika milay zany e !


hatraty io ... ha ny an'ny sasany izany anie tena tsss
13. fasaly ( 28/03/2007 03:03)
ika sy vahianala, ny antsika alou mande tsara any am resaka olondehibe e!:wink::-D:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 28/03/2007 05:26)
:-D:-D
15. fasaly ( 28/03/2007 05:34)
fiffi: ka any tsy misy gidraka zany mitsy no tsy misy resa-jaza:wink: milay an!:-D:-D:-D:-D cool dool ny mpabdray anjara waouuuuu:-D:-D:-D:-D
16. diamondra27 ( 28/03/2007 07:27)
ilay internet aloha dia fanalàna azy nefa koa misy ihany ny zavatsoa azo aminy araka ny fampiasanao azy.
Zaho koa aloha dia mahita fa nisy fiovana be mihintsy ny forum fa tsy hoe: andrea no niova

iarahana mahita eto , tsy misy fihatsarambelatsihy na fitsarana fa aiza ve ny sasany izany manokatra forum dia hoe:"..." no atao na hoe "eny"

bon samy manao izay mahafinaritra azy aloha io fa raha trop kosa dia mety misy fiatraikany ihany le izy ...

Manaraka izany dia toa sahirana daholo koa ny olona zao satria toa mpiasa sy mpianatra daholo no eto de mety manomana promotion sy exam ry zalahy de tsy hita e!
Ao koa ny delestage sy le connexion dago tsy maharaka.

Be de be ny raison fa zany we courage daholo de mifankatiava fa aza mifanasa vangy e ;-);-):-P:-P

bizz ho an'ny rehetra:-*:-*:-*
de misaotra an'i andrea nanao an'ity size ity
17. nikopol ( 28/03/2007 07:46)
resa-jasa koa ny ato zany... hiatakataka aho fa olon-dehibe ...
18. bozylove ( 28/03/2007 08:13)
fasaly:
kou lay tena dinika anie otran'ny tsy misy mpamaly firy fa lay hanihany sy fanalàna no tena be mpandeha de lasa tsy mametraka hevitra otszay tsony ny oul fa tsy mahazo kil e!
zà zao te hampiidtra hevitra fa sao wain hoe tsy misy kil
.

alefaso ny dinika rise an, toi aloha no tena mahalala ny zava misy eto 8)

Averiko toi no tena milay tsy mi se prendre la tête ohatra ny sasany 8) encore Bravo :-*
19. karinah ( 28/03/2007 08:22)
fasaly:

kou lay tena dinika anie otran'ny tsy misy mpamaly firy fa lay hanihany sy fanalàna no tena be mpandeha de lasa tsy mametraka hevitra otszay tsony ny oul fa tsy mahazo kil e! :wink:
zà zao te hampiidtra hevitra fa sao wain hoe tsy misy kil:-D:-D:-D
fasaly: eka, marina kou zay, le hany2 mahazo kil be, hihihi, de rhf mba dinika mitady fanampina hvt de tsy de maazo kil firy:-D:-D:-D:°), marina io(l):*:*:*:°):P


20. Fiffi ( 28/03/2007 09:02)
nikopol:
resa-jasa koa ny ato zany... hiatakataka aho fa olon-dehibe ...
dainnn


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0728