Leo BE ..

21. Vahinala ( 28/03/2007 11:28)
fasaly:

ika sy vahianala, ny antsika alou mande tsara any am resaka olondehibe e!:wink::-D:-D:-D:-D



Zay aloha d tena marina ! :-D:-D:-D:-D:-D
22. mignone ( 28/03/2007 11:34)
raha izaho manokana aloha rehefa leo anilay dinika za dia tsy vakiako dia izay e !...
23. Fiffi ( 28/03/2007 12:10)
eka ouz
24. kelly13 ( 28/03/2007 12:12)
ary d tena misy tokou sujet makaleo b na d tsy resa-jaza aza le izy an :wink:
25. xxx ( 28/03/2007 12:45)
rafozandahy mpanao biriky :lol:
26. Samoana ( 28/03/2007 12:53)
andrea:

Hono waaaa ..
Tsy haiko na izaho no somary niova .. na bestaka ny namana no lasa ni-grevy.
Na tato ato, betsaka loatra ny resaka tsy misy lohany , tsy misy dikany ato amin'ny forum !!!
Na izaho no tena tsy mahazo ny resak



Aza leo izany fa mahareta hatr@ farany e:wink: ! Na ny samoina aza tsy tonga dia nahay nanidina fa mbola nandady aloha:-D. Nibadabada fiteny saingy nampianareo namana dia mba nahay resaka misy lohany keeeely ee:-* !!


27. Fiffi ( 28/03/2007 14:30)
kelly13:
ary d tena misy tokou sujet makaleo b na d tsy resa-jaza aza le izy an :wink:
zay indindra manko....


28. bozylove ( 28/03/2007 14:37)
mignone:
raha izaho manokana aloha rehefa leo anilay dinika za dia tsy vakiako dia izay e !...


izay mitsy no tokony atao efa leo tsy valina :D 8)
29. ikaretsaka ( 28/03/2007 15:11)
fasaly:

fiffi: ka any tsy misy gidraka zany mitsy no tsy misy resa-jaza:wink: milay an!:-D:-D:-D:-D cool dool ny mpabdray anjara waouuuuu:-D:-D:-D:-D


zay manko:wink:
30. vale ( 28/03/2007 16:05)
:-D:-D:-D:-D
31. fasaly ( 28/03/2007 16:22)
zà ry reto mijapy zé tiko na resa jaza na tsy resajaza fa ny ahy lay dinika misy otran'ny mananatra be ireny no tsy voako a!:-D:-D:-D:-D mi izahi izaho be ireny :-D

ika: lasa zao wa!:-D:-D:-D:-D
32. kelly13 ( 28/03/2007 16:25)
nenà indray le manao resaka aller retour no tena tsy laitrako :-D:-D:-D:-D
33. ikaretsaka ( 28/03/2007 16:31)
enna ilay tsisy lohany sy vodiny hoe aiza no tiany hahatongavana no tsy voako
34. Fiffi ( 28/03/2007 16:38)
fasaly:
fiffi: ka any tsy misy gidraka zany mitsy no tsy misy resa-jaza:wink: milay an!:-D:-D:-D:-D cool dool ny mpabdray anjara waouuuuu:-D:-D:-D:-D
dray ! dray ! dray ! tena cool be mihintsy an ! sady tsy misy bedy klé ! :-D:-D:-D:-D


35. andrea ( 28/03/2007 16:43)
ikaretsaka:

enna ilay tsisy lohany sy vodiny hoe aiza no tiany hahatongavana no tsy voako


Eka ouzy ... ;-)

36. bozylove ( 28/03/2007 16:45)
fasaly:
lay dinika misy otran'ny mananatra be ireny no tsy voako a! mi izahi izaho be ireny


Ilay resaka nataon'i Bozy momba ny Fitiavana nataon'i Bozy @ forum privé tsika telo dahy tary @ sarin'ilay namanao tsotra tary ve tsy tin'ise??? hihihi :-p 8)
37. Vahinala ( 28/03/2007 17:47)
Maninn marina hoa refa any am dinika olondehibe tsy misy olana zany e sady toa tsy d misy manao resajaza, d mahagaga e !:-D:-D:-D
38. xxx ( 28/03/2007 17:49)
ary bozy v tsy mahay miteny ra tsy a la 3è personne?
39. Fiffi ( 28/03/2007 18:23)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/18c_blue.gif[/IMG]
40. bozylove ( 28/03/2007 18:58)
XXX:
ary bozy v tsy mahay miteny ra tsy a la 3è personne


fa inona no olana?? ohatra enao miresaka à la 3eme personne ihany 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077