marika fanontaniana mistingolika ?

1. andrea ( 20/04/2007 08:58)
hono wa,
Ahoana kay ny fomba fanaovana ireny "?" ho lasa mistingolika? manana clavier spécial ve ?

Salmo1, mahazo mamaly na resaka ho an'i olona lehibe aza.. elah manko mahay an'io.. :D :D
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 15:56
2. Fiffi ( 20/04/2007 09:19)
toa ohatran'clavier hafa mihintsy ny manao an'ireny...indrindra fa avy any espagne any ....
3. simplex ( 20/04/2007 09:42)

mety hoe clavier ngambany.

Fa hoan'ny tsy misy an'zany ny clavier-ny d tsotra fotsiny:
* selectioner
* copier
* coller
otr'zao:
¿¿¿¿¿¿¿¿ baraingo mivadika ???????

;-)
4. salmo1 ( 20/04/2007 09:46)
simplex :-D =D=D

andrea, ny anay efa special
5. xxx ( 20/04/2007 09:52)
raha mampiasa word ianao, dia ataovy Espagnol ny langue dia mitsingoloka ho azy ny "?"
6. Fiffi ( 20/04/2007 10:22)
ao hoe andramana....:)
7. kelly13 ( 20/04/2007 11:00)
¿¿¿¿¿¿¿¿ hihihi
8. diamondra27 ( 20/04/2007 12:58)
ny ahy indray izao dia teny arabo no mba manintona ahy
pas de problème no dikan'io:
باس دي بروبلèمي
9. diamondra27 ( 20/04/2007 13:02)
on peut écrire les caractères spéciaux avec la touche [alt] et le chiffre ci-dessous:

Ñ ñ á é í ó ú
0209 0241 0225 0233 0237 0243 0250


¿ ¡ ·
0191 0161 0183
10. sitlo ( 20/04/2007 14:13)
kelly13:
¿¿¿¿¿¿¿¿ hihihi

:-D

xxxX, diams>
ye,
ny code ascii ampiasaina rehefa tsy misy eo amin'ny clavier. Ny clavier amerikanina ohatra tsy misy e accent dia [alt]130 no ampiasaina
dia ny ¿ [alt]168 :wink:
11. diamondra27 ( 20/04/2007 14:31)
may kayn mouchkyl=pas de problème
fa de jerena eo io?mivadika io
12. sitlo ( 20/04/2007 14:36)
akouna matata diams :-D
13. diamondra27 ( 20/04/2007 15:36)
sitlo: :-D:-D:-D merci e!

fa mila hay par (l) doly zany reo chiffres reo knou

14. Fiffi ( 26/04/2007 15:56)
andrea: :-*:-*:-*:-*:-*(l):-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0867