Ditra????

21. akamatiana ( 02/03/2006 04:53)
Io ataon-dry mahatonga ilay teny io angamba no atao hoe ditra matoa ndry mahazo io teny io fona
sw> tsy azoko tin'lah tenenina:roll: tonga any veuuh klou ny bizzz napitounjaiko an'i mama euuh!! :wink:
22. akamatiana ( 02/03/2006 04:54)
ditra = Manao zavatra tsy manaraka ny lalanan'ny fiarah-monina na koa tsy manaja ny hafa
naritsimba > ka ra zah alou de manaja ny hafa mitsy ary manaraka izany lalan'ny fiaraha-monina zany , tokony anisan'ireo henjy ane zany zah :roll:
23. akamatiana ( 02/03/2006 04:57)
tantarao anay alo le izy de zay no mitsara we ditra zany na tsy e... zay no aingana njinja
stneh> isaky ny miteny zah , isaky ny manao zavatsa , eny na dia ny fomba fiakanjoko azany de misy miteny fona wee maditsa , tsy haiko mitsy euuh!!:-w:-w:-w:-@
24. Fiffi ( 02/03/2006 05:05)
akamatiana: mba efa nanontaniandry ve aloha ilay olona miteny andry hoe "ditra" io ? rehefa miteny an'izany izy dia anontanio hoe fa maninona ?
25. akamatiana ( 02/03/2006 05:12)
efa antaniko , fa wee maditra fotsiny houn :roll:
26. bozimanga ( 02/03/2006 05:22)
ditra=izay fihetsika na fiteny na fitafy ... mifanohitra @ lalan' ny fiaraha - monina na ny fomba amam-panao eo @ faritra iray misy anao.
27. akamatiana ( 02/03/2006 06:07)
:-w:-w:-w:-w
28. Fiffi ( 02/03/2006 06:15)
akamatiana: ndryyyyy ,:-*:-*:-*
29. colar ( 02/03/2006 08:14)
ho an zay tsy mahatanty de tsy tokony hande any am resak olondehibe any izy fa manjary marary fo,fa amiko izy de hendry,ty mihanihany sy miresaka,tsy zany akory no atao we ditra
30. Fiffi ( 02/03/2006 08:26)
colar: f'ita wa eh ?
31. vale ( 02/03/2006 12:59)
Akamatiana: njy ve maditra? 8O
32. yonikafopl ( 02/03/2006 15:46)
diditsa njy zanjy kely aaaaaaa
za milaza we diditsa io akamatiana io, fa mananihany zoky fona, de rehefa tonga aty amiko izy de tsy mety miala eo am ordi, de tsy mety mihinankanina, de am 3 maraina vo matory isanandro, de........ in kou re eeee:roll::roll::wink::wink:
bizzzzzzzz njy zanjy :-*:-*:-*
33. akamatiana ( 02/03/2006 16:43)
colar> :-*:-*:-* zay waaa le namako euuh!! revy fa tsy ditsa mou o!!

yonika>>
34. yonikafopl ( 02/03/2006 17:07)
jere ty ataony tsssssssssss
35. Fiffi ( 02/03/2006 18:09)
yonikafolp: :-$:-$:-$
36. yonikafopl ( 02/03/2006 18:30)
fa maninn za no ampanginin'i Fiffi eeee, za nge tsy tabataba eeuuhhhhh:(
37. Fiffi ( 02/03/2006 19:33)
yonikafolp: eny ary eh! :-*:-*:-*
38. Veloo ( 02/03/2006 20:37)
akama, sy yoni :-D:-D:-D zany rehefa piravavy ka :-D:-D
39. akamatiana ( 03/03/2006 04:54)
40. Solitikabe ( 03/03/2006 05:42)
rehefa tsy mangery am-pataloha ianao fa mamany an-kilaoty dia maditra izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2599