tonga any moramanga kou ireo mpanakorotana , efa manombka mivorivory izy ireo manamboatra tsara ny plan , ny heno dia ny ambatovy no tena ho lasibatra ary efa manantokantona ireo banky kou izy ireo. Miezaka manao ny asany anefa ireo gendarme ka asa izay itranga .