Fisaorana

1. akamatiana ( 09/05/2011 08:01)
Manao ahoana daholo ,

Fisaorana bedebe no atolotra anareo namana iay nitondra teny fampiononana an-telephone , tamin'ny hafatra , mail , ary indrindra ireo tonga mivantana .

Andriamanitra be fitiavana anie , hamaly fitia anareo tsirairay avy .

Misaotra indrindra

Akamatiana , sy ny fianakaviana rehetra
novalian'i dadabe ny 07/06/2011 09:29
2. lovelyri ( 09/05/2011 14:02)
dia ho lasa amin'izay akia ny ratsy rht a
3. samyah ( 09/05/2011 18:03)
atsika aby akia zzay an !samy tahi/tra!
4. Lily-Z ( 10/05/2011 12:24)
Très intéressant!



5. sipagasy ( 15/05/2011 09:10)
mahaiza mionona akia cousine annn bizz beh daholo nareo any!
6. mmmhh ( 20/05/2011 11:48)
Apok 14 : 13 "Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo hatramin'izao. Eny hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin'izay nisasarany izy; fa ny asany manaraka azy"
7. ledala ( 24/05/2011 23:17)
Ny varavarana nivoahany no anareo, ny fahoriana dia iarahantsika rehetra mizaka, koa ndreto izahay zoky,zandry, tapaka sy namana mitondra ny teny fampiononana.Ho lasa amin'izay ny ratsy fa ny tsara indray no hifanodiavana.Aza misosoka alahelo intsony tompoko
8. dadabe ( 07/06/2011 09:29)
Mahaiza mionona akamatiana a.dia ampitao any amin ny fianakaviana rehtra any ny teny fampiononanana avy aty amin i dadabe
9. dadabe ( 07/06/2011 09:29)
Mahaiza mionona akamatiana a.dia ampitao any amin ny fianakaviana rehtra any ny teny fampiononanana avy aty amin i dadabe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087