Sipa kounkou sy sipa tu sais!!!

1. akamatiana ( 01/03/2006 17:20)
:roll::roll::-w:-w

Misy namako waa any dago , de refa miresaka anay de bedesiny fôna zah wee aza manao kounkou zany houn !!8O fa mba sipa tu sé fa tsy sipa kounkou :roll: de antaniko anefa izy wee inn mahasamy hafa an'zany de tsa ammaly izy fa zay fotsiny houn

ka ze mahay ny dikany nareo de mba teneno eeeuuh!! sô de fahotana mahafaty ilay miteny kounkou :?:

sipa kounkou =:?:
sipa tu sé =:?:
novalian'i Yverson ny 08/05/2006 15:26
2. Fiffi ( 01/03/2006 18:17)
sipa kounkou =
sipa tu sé =
8O8O8O
3. vale ( 01/03/2006 18:47)
hihi, akamatiana:-*njy, ny efa henoko(tenenin'i francis turbo) alony dia misy an'le sipa isaky ny miteny d miteny oe tu sais fôna:-D dia njy njay nefa mpiteny oe kounkou :}
4. mimiso ( 01/03/2006 19:11)
Akamatiana > anotanio i Francis Turbo de voavaly ny fanontaniana hihihi..:-D:-D:-D
5. fasaly ( 01/03/2006 19:38)
preferansa i veloo io françis turbo io an! :wink::°):-D
6. Veloo ( 01/03/2006 21:28)
fasaly 8O ovina ko? Njy ty mamorona fotsiny an

inn alo ty kounkou e tsy teny gasy zany ...
sipa iny koa no fiteny...
kounkou 8O

za aloha mbola tsy naheno sipa miteny an'izany e :-D:-D:-D
7. akamatiana ( 02/03/2006 05:00)
veloo sy mimiso > ka zah aty andakira aty ataoko aona anontany an'i francis kleuuuuuuuh!!

zah klou mhafinaritsa anah le manao kounkou euuh!! nefa ra tsy azo atao miteny an'le izy de tsa mbô hiteny tsouny zany !!

ohatsa wee : enao konkou masousoutsa !! na wee zah kounkou anaraka :roll::-D:-D:-D
8. fasaly ( 02/03/2006 05:22)
velooooo:-D:-D:-D:-D:-*
9. kala ( 02/03/2006 07:00)
=)):idea::wink::-D
10. tiatsara ( 02/03/2006 09:03)
Ny tena marina ry Akamatiana, araka ny fijeriko dia izao :
- raisina ho ARGOT izany lay hoe kounkou, tsy tena teny gasy izany satria tsy misy an'io ny teny malagasy :
- ilay TU SAIS dia teny vazaha mifangaro @ teny gasy ;

Ka @ zao fotoana izao dia ezahina tanterahina lay hoe : feheziko ny an'ny hafa, andrianiko ny an'ny tenako : ny resaka teny izany io, noho izany dia tsy raisina ho teny gasy mihitsy ny argot na tenin-jatovo sy ny teny mifangaro.
Ny olona te hampiteny teny malagasy 100% anao izany no milaza aminao fa tsy fiteny izany, izany hoe ezaka ilay izy hitenenana ny teny gasy 100% tsy mifangaro ;

Fa misy ihany anefa ny toy izao : ahoana akia, tu sais, za akia occupé be @ lay affaire teny gasy, dia tu vois fa je ne trouve pas de solutions, ka i mamanay kounkou ni-avertir ahy hoe : fais attention à zavatra teneninao, fa un jour tu regreterras ! :( lol

Azonjiko @ zay ve lay resaka ry Akamatiana a ?
11. akamatiana ( 02/03/2006 16:49)
tiatsara >>:-*:-*:-* azoko fa miciii akia!!
12. mamzelkely ( 03/03/2006 09:00)
ary ra sipa tu vois ve mety:roll:
13. Dezy ( 03/03/2006 09:33)
tu vois akama veti2ihany dé tu as bien nahazo lé teny:-$:@:@
14. kally ( 03/03/2006 11:20)
Ilay sipa kounkou matetika ilay sipa avy eny Andavamamba sy mpanjanjana eo Analakely ary eny Isotsy no tena mpiteny azy.Isaky ny miteny dia tsy manao hoe "koa" fa kounkou.
Ilay sipa tu sais indray ireo sipa miseho miaingitra,sy miangetsana tsy mahay miteny gasy loatra hono.
Diaizay tianao!
15. Veloo ( 03/03/2006 17:06)
fasaly, akama konkou zany :-D:-D:-D
16. Herimiafina ( 03/03/2006 17:43)
akamatiana:

:roll::roll::-w:-w

Misy namako waa any dago , de refa miresaka anay de bedesiny fôna zah wee aza manao kounkou zany houn !!8O fa mba sipa tu sé fa tsy sipa kounkou :roll: de antaniko anefa izy wee inn mahasamy hafa an'zany de tsa ammaly izy fa zay fotsiny houn

ka ze mahay ny dikany nareo de mba teneno eeeuuh!! sô de fahotana mahafaty ilay miteny kounkou :?:

sipa kounkou =:?:
sipa tu sé =:?:


-Ny iray le hoe: tu sé que je t'aime.
-Ny iray indray: je t'aime konkou.

hehehehe=))=))

17. pissoa ( 03/03/2006 19:34)
Dia rehefa lehilahy indray dia ...

-tu sé que je t'hé
-je t'aime konkou

:°):°)
18. akamatiana ( 04/03/2006 05:01)
herimiafina >> :-D:-D:-D

kally> zany veuuuuh!!!!:roll::roll:
19. kally ( 04/03/2006 07:23)
akamatiana> Ie! marina io ka izay no nahatonga an'ilay hoe sipa kounkou sy sipa tu sais an'i Francis Turbo, avy @ fiteniny hono no hitsaran'ny kôfa hoe aiza ho aiza ilay sipa eo @ fiarahamonina.:wink:
20. fasaly ( 04/03/2006 08:04)
zà njay mbola tsy naheno na nampiasa kounkou io raha tsy tato am sersera:°):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9931