Sipa kounkou sy sipa tu sais!!!

21. Veloo ( 05/03/2006 03:26)
ie wa ry fasaly koukou doly ry zareo:-D:-D:-D
22. akamatiana ( 05/03/2006 05:17)
zah kounkou klou tato am serasera vô zatsa nanao kounkou sy mi-j j j ty euuh!!
23. Veloo ( 05/03/2006 21:17)
:-D:-D
24. akamatiana ( 05/03/2006 22:57)
njy kounkou akia veloo ra i-meme an!!:roll:
25. Veloo ( 05/03/2006 23:26)

manadana @ zay njy matory fa bedy eo :-*
26. boubounezy ( 06/03/2006 08:47)
aako alou dé tsa mahay anizany firesaka zany ry akama fa tena tsy azoko ny ty njy lazaina @ zany anotanio ny sasany ary e!:-D:-D


akamatiana:

:roll::roll::-w:-w

Misy namako waa any dago , de refa miresaka anay de bedesiny fôna zah wee aza manao kounkou zany houn !!8O fa mba sipa tu sé fa tsy sipa kounkou :roll: de antaniko anefa izy wee inn mahasamy hafa an'zany de tsa ammaly izy fa zay fotsiny houn

ka ze mahay ny dikany nareo de mba teneno eeeuuh!! sô de fahotana mahafaty ilay miteny kounkou :?:

sipa kounkou =:?:
sipa tu sé =:?:



27. boubounezy ( 06/03/2006 08:49)
(l)vale:?::?::?: tsy rakatro zany an!:^):^):^)



vale:

hihi, akamatiana:-*njy, ny efa henoko(tenenin'i francis turbo) alony dia misy an'le sipa isaky ny miteny d miteny oe tu sais fôna:-D dia njy njay nefa mpiteny oe kounkou :}



28. boubounezy ( 06/03/2006 08:53)
:D aako anga manana tirbo françis ra tinareo azava zany kôzy zany fa tsa kaiko hoe aiza @ lé atsikana le resaka sipa tu sait io fa le kounkoun angamba no otrany enoko tao fa na zany aza tsy mazava @ko io kôzy io ka!;-)


mimiso:

Akamatiana > anotanio i Francis Turbo de voavaly ny fanontaniana hihihi..:-D:-D:-D



29. mamzelkely ( 06/03/2006 12:06)
vous savez ts arako kounkou tsony le resaka klé:roll:
30. akamatiana ( 06/03/2006 12:47)
tu vois mamzel tena mafann le izy o!! sady tsy arako tsony kounkou :-D
31. mamzelkely ( 07/03/2006 06:23)
tu vois akama moi aussi ts maharaka tsony kounkou we où on est en e [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/meilleur/vignette/thumbnails/1036315310_gif.gif[/IMG]
32. mamzelkely ( 07/03/2006 06:24)
tu vois diso hatram zvt soratako kounkou :-D "où en est on?" kounkou no saika hosoratako, tu vois???:-D
33. akamatiana ( 07/03/2006 16:36)
ouais !! je vois akia , fa tu sais tena reraka beuuh zah io de lasa kamokamo:-D:-D
34. xxx ( 07/03/2006 20:09)
boubounezy:

:D aako anga manana tirbo françis ra tinareo azava zany kôzy zany fa tsa kaiko hoe aiza @ lé atsikana le resaka sipa tu sait io fa le kounkoun angamba no otrany enoko tao fa na zany aza tsy mazava @ko io kôzy io ka!;-)


mimiso:

Akamatiana > anotanio i Francis Turbo de voavaly ny fanontaniana hihihi..:-D:-D:-D

Tara be ndroky zagny bombonezy a





35. mamzelkely ( 08/03/2006 08:04)
ouaip je vois mits we fatiguée beu njy ry akamatina mais tu sais afaka maka aina kounkou ange fa tsisy bedy eee:-D:-D
36. akamatiana ( 11/03/2006 04:45)
:-D:-D:-*
37. Yverson ( 08/05/2006 15:26)
ty ny valiny e!
sipa kounkou: sipa tsotra sy normal tsy mizesta zany e!
sipa tu sais:le be zesta be reny miseho milay sy tsy te ho gasy intsony fa miseho vazaha e!miaingitraingitra, ny zanaka mpanana no tena mpanao azy @ ankapobney e!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1515