Bobla!!

1. akamatiana ( 27/02/2006 00:20)
Marina veuuh zany fa ny bandy ts mahazo mitonja finday am-posy pataloha aloha fa mahakely Bobla ???:-w:-w nefa tsy zany veuuh vo maika tsara =))=))

2. dadabe ( 27/02/2006 02:53)
inona le bobla ry bavy ??:-w tonga de hitsio direct fa zah tsy kopy :@
3. zandikely ( 27/02/2006 03:23)
Dia inona koa ilay hoe mitonja Finday?
4. lilbon ( 27/02/2006 05:09)
kay kay kay maty aho bôbla ko! hihihi
5. anjar ( 27/02/2006 05:10)
Zany ndray ve vô tsara e,ts milay nge ny band refa kel Bobla
6. Fiffi ( 27/02/2006 05:52)
inona le bobla ry bavy ?? tonga de hitsio direct fa zah tsy kopy
hatraty io an! :roll:
7. tafita ( 27/02/2006 07:13)
Ny an'le oloma fanatro izay sady tsy mitombo no tsy mihena fa hoatran'izy teo aloha ihany , nefa tsy miala ao am-paosiny ao le portable finday hi hi hi hi ........ asa
8. sipagasy ( 27/02/2006 08:10)
ny efa voaporofo siantifika aloha dia ny fitazoman'ny lehilahy ordi portable ambony fe ela loatra e!, ny finday tsy haiko kosa, ilay io toa hoe araka ny boky novakiako fa ialako tsiny fa tsy tadidiko ny reference-ny dia mampa-ratsy na mampalefy ny aina ao anatin'ny tsiron'ain'ny lehilahy.
9. lapino ( 27/02/2006 08:39)
Bobla ??? :-w:-w:-w
10. booboo ( 27/02/2006 08:55)
zizi ve zany bobla sa inn ? :-w:-w:-w
11. rurik ( 27/02/2006 09:07)
zizi ,bobla dia inona koa:-D:-D:-D
12. ari.malala ( 27/02/2006 11:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. xxx ( 27/02/2006 14:45)
rurik:de katala;de bonga
14. akamatiana ( 27/02/2006 15:54)
sipagasy > zany houn nefa zah tsy mino kle!! kou tsy kely doly zany ny boblan'ny bandy :-D:-D

xxx> i balitakely kou houn , d zokin'i kambana :-D:-D de iza kou mou i kotokely beloha :-D:-D
15. Veloo ( 27/02/2006 20:34)
:-D:-D:-D:roll:
16. akamatiana ( 27/02/2006 20:55)
veloo :-D:-D d inn kou akia?? :-D
17. Veloo ( 28/02/2006 16:32)
akama za aky tsy mahay a:-D:-D
18. fijo ( 01/03/2006 04:47)
akamatiana an,nga be loha izy tao?:-D:-D:-D
19. akamatiana ( 01/03/2006 05:31)
fijo :-D:-D jereo le sary de tsy anontany lah :-D:-D na miounje kely nge lah euuh!!:-D
20. sipagasy ( 01/03/2006 09:14)
akamatiana:

sipagasy > zany houn nefa zah tsy mino kle!! kou tsy kely doly zany ny boblan'ny bandy :-D:-D

xxx> i balitakely kou houn , d zokin'i kambana :-D:-D de iza kou mou i kotokely beloha :-D:-D



cousine annn tsy hoa miha kely anie e!!!! fa ny "qualité"n'ny tsiron'aina no miharatsy e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3991