Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rdjr, milahatra araka ny daty
rdjr
(
03/09/2005 07:58)
Be mpitia sy vitsy
Iona no mahatonga ny olona iray ho be mpitia na ho vitsy e!?
Na olona mitovy izao aza dia samy hafa mihitsy ny fandehan'ny resaka fitiavana eo aminy.
Misy ny sasany efa leo nefa mbola be mpisesika. ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 19/09/2005 23:05
rdjr
(
17/08/2005 13:49)
Fampisehoana teny @ JUMBO SCORE
Tokony hiditra @ tena fahamatorana @ izay ny mpikarakara lanonana eto mada fa raha ireny tamin'ny faran'ny herinandro ireny no mitosy sy mbola hiseho dia ho ratsy endrika isika gasy.
Angamba tsy hisy...
tohiny
novalian'i mumu ny 03/10/2005 15:03
rdjr
(
17/08/2005 13:41)
jereo eto!
Ohatran'ny inona ny tena bandy tian'ny sipa e!?
Dia ohatran'ny inona koa ny sipa tian'ny vehivavy?
Amin'ny akapobeny fotsiny io an!
Izaho manko izao mbola tena tsy mahalala ny tena hoe tena tia iza...
tohiny
novalian'i deghany ny 08/09/2005 09:48
rdjr
(
06/08/2005 07:46)
Angadrano
Maro ny olona no mitaraina amin'ny angadrano.
Indrindra fa ny lehilahy.
Betsaka ny fanafody sandoka mikasika azy io.
Mba afaka milaza ve ianao hoe inona no tena mahamby indrindra amin'ireny fanafo...
tohiny
novalian'i kukuto ny 26/09/2005 09:19
rdjr
(
06/08/2005 07:38)
MATOATOA
Tena misy hono izy io.
Arakaraky ny toetran'ilay olona fahavelony no mety hampitombona izany: izany hoe raha masiaka ilay olona ary mpanao vava be ary nanao zavatra tsy zakan'ny fiaraha-monina dia mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:17
rdjr
(
06/08/2005 07:28)
MAHALEO
Tokony mbola asiany fanin-telony ny fampisehoana an-tsehatry ry mahaleo ao amin'ny palais de sport.
Tena tarika milay manko ry zalahy ireny.
Sa ahoana ny hevitrareo ry havana aman-tsakaiza isany?...
tohiny
novalian'i mananjara ny 27/09/2005 14:50
rdjr
(
22/07/2005 13:28)
eto jerena!
Araka ny hevitro dia bandy daholo ny atsasamanilan'ireo pelaka tsy mitonona ny sexe'ny.
Enganie tsy ho isan'izany ialahy io!
Inona no antony tsy hitononany izany e?
nga izy hivadika hafa raha miton...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:07
rdjr
(
22/07/2005 13:09)
COI
Tokony mba hitondra vokatra tsara ho antsika malagasy izao fihaonana eo @ coi izao.
Hatramin'izao manko dia mbola isika no mitana ny laharana farany @ ireo firenene mpikambana ao.
Tokony samy hiezak...
tohiny
rdjr
(
18/07/2005 12:32)
fanovana raha...
Maninona raha ovaina ny lohatenin'ity lohahevitra ity e?
Tsy atao hoe fitiavana, satria ny zavatra rehefa atao dia @ fitiavana avokoa.
Diso ve ny tenaka raha milaza hoe malalaka loatra io lohahevitr...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:07
rdjr
(
18/07/2005 12:25)
rahoviana?
Rahoviana marina isika malagasy ity vao hivoaka ao anatin'ny fahantrana e!...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:21
rdjr
(
18/07/2005 12:21)
Poopy sy bodo
Iza aminareo ato @ namana no efa hoe manana ny rakikiran'izy roa feno, izany hoe manana azy rehetra?
Iza no ankafizinao kokoa i poopy sa i bodo?...
tohiny
novalian'i nounoum ny 26/09/2005 13:25
rdjr
(
16/07/2005 07:33)
film
Tsara ve ny film miompana @ fiankatiavana eo @ lahy sy ny vavy? Tsy VA IO an!
Mety ny firy isan-joton'ny olona fantatrao no mankafia izany.
...
tohiny
novalian'i TIAVAZO ny 08/09/2005 05:54
rdjr
(
15/07/2005 12:39)
vehivavy
Iza ary no betsaka ny vehivavy bory volo sa ny vehivavy lava volo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2005 20:24
rdjr
(
11/07/2005 13:05)
fampirafesana
Iza no tena mahery raha ampirafy?
Ny lehilahy sa ny Vehivavy????...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:12
rdjr
(
09/07/2005 07:18)
mitady namana vehivavy
mitady namana vehivavy eo anelanelan'ny 18 à 20 ans eo mba atao akama sy anamana e! sa?...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2005 04:51
rdjr
(
09/07/2005 07:12)
lolo sy matoatoa
tena misy tokoa ve ireny sa mba fampitahorana fotsiny ny filazana ireny e?...
tohiny
novalian'i STONG ny 20/07/2005 16:51
rdjr
(
09/07/2005 07:10)
iza?
Iza no tena matanjaka: ny lehilah sa ny vehivavy? dia mba hamarino azafady....
tohiny
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:21
rdjr
(
09/07/2005 07:07)
filohampirenena
mbola mieritreritra ve ianao fa hahazo ny antsasamanilan'ny vato ny filoha ankehitriny amin'ny fifidianana izay ho filoha?
premier tour io an!...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:36
rdjr
(
09/07/2005 07:03)
salan'isa?
mba afaka mamaritra ny isan'ny mpivady tena mifankatia ve ianao io?
mba ampahafirin'ny mpifankatia tena mifankatia moa no tena lasa mpivady?...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:56
rdjr
(
06/07/2005 13:02)
ansa...
ahoana no tena ahafantarana fa tena tia anao ny olona iray e!?.
mety miseho amin'ny endriny evelany avokoa ve ireo famantarana ireo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:14
