Angadrano

1. rdjr ( 06/08/2005 07:46)
Maro ny olona no mitaraina amin'ny angadrano.
Indrindra fa ny lehilahy.
Betsaka ny fanafody sandoka mikasika azy io.
Mba afaka milaza ve ianao hoe inona no tena mahamby indrindra amin'ireny fanafody ireny?
Izany hoe ny tena manala azy tanteraka?
Ao manko ny milaza hoe sasana amin'ny savony nosy na savony gasy. Nefa ny an'ilay bandy namako akaiky izay ny mividy savony no mafotaka nefa tsy hita izay vokany.
novalian'i kukuto ny 26/09/2005 09:19
2. sipagasy ( 06/08/2005 09:45)
oups miarahaba aloha e! vao tsy ela tao @ RVG nisy fandaharana mikasika io e!!!! ny fanafodiny raha any M/car ianao dia mangala anandrano dia totoy tsara ka ny ranony no hosory ny hodi-doha avelao hilona kely ary sasao avy eo, afaka anasanao loha ihany koa ny dingadingana, hitanao eny @ raokandro malagasy io.Rehefa manasa loha ihany koa ianao dia aza kikisana elabe na orina elabe ny hodi-doha fa mampitsimoka & manentana azy hamoaka menaka izany.
Azonao ampiasaina aorian'ny shampooing ihany koa ity manaraka ity: 1/4 yaourt nature+1atody=afangaroy tsara io dia hosoro ny hodi-doha & ny volo avelao hilona 10 min dia otsano @ rano madio avy eo.

Fa ny tena tsara aloha dia ny miady @ tena hanesorana azy tanteraka e!!!izany hoe inona ny antony mampisy angadrano anao. Met ho avy @ stresse mantsy no tena mampisy io ka dia amboary & arindrao ny fiainanao aloha hilamina dia hisinda ho azy io angadrano io e!!!

izay fa mehereza e!!
3. hery ( 06/08/2005 21:18)
Sasao isanandro amin'ny Shampoo Fructis ilay Anti-Pelliculaire ireny fa toa mahomby ihany.
4. routa ( 07/08/2005 10:37)
andray misaotra ry sipagasy fa zaho koa misy an'io:D
5. RockyMaivia ( 07/08/2005 13:14)
Safosafoin'ny madama ny loha dia salama!
6. xxx ( 07/08/2005 19:04)
Ity "gel moussant KETODERM"(sur ordonnance) ity mba andramo fa nety tokoa tamiko ka sao mba mahasoa anao.
Mahereza e.
:D:D
7. rdjr ( 08/08/2005 13:12)
sipagasy:

oups miarahaba aloha e! vao tsy ela tao @ RVG nisy fandaharana mikasika io e!!!! ny fanafodiny raha any M/car ianao dia mangala anandrano dia totoy tsara ka ny ranony no hosory ny hodi-doha avelao hilona kely ary sasao avy eo, afaka anasanao loha ihany koa ny dingadingana, hitanao eny @ raokandro malagasy io.Rehefa manasa loha ihany koa ianao dia aza kikisana elabe na orina elabe ny hodi-doha fa mampitsimoka & manentana azy hamoaka menaka izany.
Azonao ampiasaina aorian'ny shampooing ihany koa ity manaraka ity: 1/4 yaourt nature+1atody=afangaroy tsara io dia hosoro ny hodi-doha & ny volo avelao hilona 10 min dia otsano @ rano madio avy eo.

Fa ny tena tsara aloha dia ny miady @ tena hanesorana azy tanteraka e!!!izany hoe inona ny antony mampisy angadrano anao. Met ho avy @ stresse mantsy no tena mampisy io ka dia amboary & arindrao ny fiainanao aloha hilamina dia hisinda ho azy io angadrano io e!!!

izay fa mehereza e!!


Misotra @ valiny fa nahafa-po ô!
Ilay anan-drano aloha diso e!Efa maro ny akama nanao io fa tsy mety io.

8. rdjr ( 08/08/2005 13:13)
Ilay anan-drano tsy mahomby ka!
9. bichette ( 08/08/2005 13:36)
ilay anandrano , ny fahafantarako azy ho an'ny olona mihitsambolo ny anadrano
misy milaza fa kikisana amin'ny tongolo mena ny hodi-doha , aparemment efficace fa tantezina ny fofona
ny tena tsara dia voalohany indrindra, tsy miady saina, serein, calme sy manao sakafo equilibré fa ireo no tena anisan'ny ipoiran'ny angadrano. tandremo ny aretin'aty
10. chipie1 ( 09/08/2005 06:51)
shampoing "klorane" antipelicullaire eny aminy pharmacie no tena hitako efficace, fa na izany aza sasana matetika be ny volo
11. pika ( 10/08/2005 09:14)
ny mahoby @ hafa mety tsy mahomby aminao fa raha toa ka tsy mahafaka azy na ny ravina lazaiana fa manala sns na ny shampoing voatondra koa ho mahafaka dia mety efa ho fambara aretina hafa izany fa manatona andradoko
12. diamondra27 ( 10/08/2005 10:34)
tsy mazava le oe 1/4 yaourt nature + atody
atody manontolo sa le mavomavo ihany?
13. diamondra27 ( 10/08/2005 10:38)
tsy mazava le oe 1/4 yaourt nature + atody
atody manontolo sa le mavomavo ihany?
14. watafon ( 10/08/2005 13:49)
araka ny fahalalana kely mba ananako dia misy antony vitsivitsy mahatonga ny hagadrano izany hoe samy manana ny fanafodiny tsirairay avy .Ary izany no tena mahasarotra ny fitsaboana azy ary mampiverimberina azy matetika.
- Ireto roa voalohany ireto no matetika indrindra : PITYRIASIS SEC sy PITYRIASIS GRAS avy amina Champignons izy ireo ka ny fanafody mahafaka azy zany dia ny shampooing sy lotion ANTI-FONGIQUES (reducteur). marihiko kely fa le gras zany complication an\'ilay pityriasis sec.
- Misy koa ilay atao hoe : ECZEMA SEBORRHEIQUE :izy io indray dia avy @ stress, fanafody na fidinan\'ny hery fiarovana (déficience immunitaire)ary indrindra tsy fahampiana Vit B2 sy Zinc. ny fanafodiny zany dia atao alou izay ialana stress ! ampiadanina ny saina e!
dia ny fanafody fanosotra etsy andaniny : shampooing sy lotion à basede zinc sy vit b2 ...
- ECZEMA SEC : izy ity indray zanyd avy @ andraso ataoko @ teny frantsay mitsy e : abus de soins, coloration permanente, brushing! ny traitement ny zany dia shampooing doux + lotion antiseptique !
FEHINYBold textUnderlined text : mba ahafantarana hoe inona ny karazana hagadrano mahazo anao dia manatona dermatologue fa rehefa hita hoe inona ilay izy dia misy fanafodiny sahaza azy tsara ! ny manadrakandrana mantsy vao maika mampihitatra azy e!
15. Veloo ( 10/08/2005 20:49)
ayayayay be dia be izany, io ko anie ry reto mi dependre ny lohan'ny tsirairay eeeee. Ny mety amiko mety tsy ho mety aminao... matoa misy angandrano dia maina ny loha, ka mila mihinana vitamine E, sakafo misy vitamine E aloha atao fa tsy dia laitrako ireny zavatra hafa ireny... zavatra naturel aloha ampiasaina an :wink:
16. fijo ( 10/08/2005 21:57)
solao ny loha dia vita io e
17. diamondra27 ( 11/08/2005 06:52)
ny dermato ve lou remboursén'i secu sa tsia?

de mbola mila manantona any @ medecin généraliste maka ordonnance ve zany sa tonga de maka rdv direct.
Le fananana manko tsitsitsina ihany sitrany ahay anmpiana ny fianakams any dago
18. diamondra27 ( 11/08/2005 06:53)
ny dermato ve lou remboursén'i secu sa tsia?

de mbola mila manantona any @ medecin généraliste maka ordonnance ve zany sa tonga de maka rdv direct.
Le fananana manko tsitsitsina ihany sitrany ahay anmpiana ny fianakams any dago
19. booboo ( 11/08/2005 06:54)
remboursé ny dermato aty F/ce. Raha tsy te handoa mihoatra ny tokony ho izy dia mandalova any @ med. généraliste e !
20. diamondra27 ( 11/08/2005 08:22)
misaotra e! zay ihany no ananana namana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5399