Angadrano

21. fijo ( 11/08/2005 20:48)
manolo ny secu ka.
22. Veloo ( 11/08/2005 20:57)
fijo a zavatra cosmetique to TSIA Knou
23. fijo ( 15/08/2005 21:39)
veloo ny dermato nolazaiko hoe soloiny ka
24. soamalagasy ( 23/08/2005 17:53)
candid lotion ampiasaina , fa lafo be ny ketoderm , 18000fmg ny candid lotion

ampiasaina 1 iasn_ kerinadro isaky ny avy manasa loha dia avela eo fa tsy rincena

mazotoa eh
25. fijo ( 23/08/2005 20:45)
izany hono ry sipa an
26. kukuto ( 26/09/2005 09:19)
Veloo niteny hoe

ayayayay be dia be izany, io ko anie ry reto mi dependre ny lohan'ny tsirairay eeeee. Ny mety amiko mety tsy ho mety aminao... matoa misy angandrano dia maina ny loha, ka mila mihinana vitamine E, sakafo misy vitamine E aloha atao fa tsy dia laitrako ireny zavatra hafa ireny... zavatra naturel aloha ampiasaina an


De inn no tokony hanina ary e! otrany mba mila ny hevitrao ny bandy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1404