lolo sy matoatoa

1. rdjr ( 09/07/2005 07:12)
tena misy tokoa ve ireny sa mba fampitahorana fotsiny ny filazana ireny e?
répondu par STONG le 20/07/2005 16:51
2. lilbon ( 09/07/2005 07:29)
Salut rdjr!
mino ve enao fa misy andriamanitra !
rah mino ianao de misy koa ny contraire,zany hoe ny devoly!
ny matoatoa ,dia azo lazaina fa asan'ny devoly entina hampiorohorona ny olona .
rah mafy ny finoana an'ANDRIAMANITRA dia tsy ho tonga amiano zany fa aza matahotra
ary ny fisehony dia tsy hoatr'ireny @film ireny fa aza matahotra !fa matetika de nofy !
farany de betsaka no zavatra tsy fantatry ny olom-belona mikasika ny fiainana ,ny fahavelomana sy ny fahafatesana anisan'izany!
ka anisan'ny fanontaniana saro-baliana be io fanontaniana io!
3. BIX ( 09/07/2005 12:02)
mety ho marina izay voalazanao izay saingy ny fisehony no samy hafa fa raha ny hitako dia azo lazaina fa notsapaintanana tokoa ary tsy tao anatin'ny torimaso velively raha mahaliana anao dia hitantara aho amin'ny fotoana izay mahaliana anao raha tianao ny hiaino izany dia valio raha ... fa aleo aloha hisy fotoana tsara dia mitantara azy hatramin'ny voalohany
4. zakilinina ( 09/07/2005 12:56)
lilbon > marina tokoa fa asan-devoly ny matoatoa, ary tsy misy afa-tsy ny devoly irery ihany no ao ambadik'izy ireny.
BIX > marina tokoa fa miseho amin'ny endrika matériel sy tsy matériel ny matoatoa.
Ny tena loza anefa ry anaka isany dia izao : raha vao manomboka miroboka ao amin'ny finoana lalim-paka ianao dia tezitra ny devoly ka mety asehony anao ny fampihorohoroan'ny matoatoa.
Ny mahafinaritra indray dia rehefa tena lalim-paka be ny finoanao dia resy ny devoly ka olon-kafa indray no lasibany.
5. fasaly ( 09/07/2005 18:30)
ny lolo alony fantako hoe mi existe e! inona ireny manidina bdb ireny aza!
6. jhouhlambout ( 10/07/2005 10:00)
OVNI: Objets Volants Non-Identifiés!
7. zefalah ( 11/07/2005 01:24)
lilbon> marina le voalazanao..fa mila fanitsina.
le matotoa mantsy a!! :-D Djin.. ainao Djin?
ameko oatra enao! misy olona maty zao ao @ trano ray
de le devoly voalazanao na le atao hoe Djin miandry eo ambony varavarana,ka rehefa mivoka ny olona ande andevona dia mande manaraka an'reo olona reo izy.
ary le rano nanasana an'le faty iny dia isasany koa.
ok!! aloany ampidirana a;le faty dia izy miditra voloany..mitakosikosina ao izy..atro dia azony ny momba an'le olona maty..ok!! maka ny endriny @ zay izy..ka ny fanafodiny dia zao.
tsy finoanao fa misy zany.
fivavahanao,arak'lay voalazanao.
tsy fieritreretana zavatra maro ny momba an;le maty.
oka zay.
8. zefalah ( 11/07/2005 01:28)
lilbon> marina le voalazanao..fa mila fanitsina.
le matotoa mantsy a!! :-D Djin.. ainao Djin?
ameko oatra enao! misy olona maty zao ao @ trano ray
de le devoly voalazanao na le atao hoe Djin miandry eo ambony varavarana,ka rehefa mivoka ny olona ande andevona dia mande manaraka an'reo olona reo izy.
ary le rano nanasana an'le faty iny dia isasany koa.
ok!! aloany ampidirana a;le faty dia izy miditra voloany..mitakosikosina ao izy..atro dia azony ny momba an'le olona maty..ok!! maka ny endriny @ zay izy..ka ny fanafodiny dia zao.
tsy finoanao fa misy zany.
fivavahanao,arak'lay voalazanao.
tsy fieritreretana zavatra maro ny momba an;le maty.
oka zay.
9. sonwin ( 20/07/2005 08:11)
ts voatery ho devoly ny matotoa sy lolo....araka ny asany sy ny fihetsiny
10. lilbon ( 20/07/2005 10:31)
MANAO AZAFADY !
marina daholo reo voalaza teo ambony !
hadinoko ny momba ny fanahy teo ambony teo !
ny voalzako mantsy avy hatrany de le matoatoa mampitahotra io le asan-devoly lazaiko
ny matoatoa de misy karazany 3 farafahakeliny:
le resaka djinn angamba tsy hoe matoatoa izy fa manakaiky kokoa ireo fanahy zay voalaza we anjely mainty (hazavaiko refa misy fotoana iresahana am-bava !enga anie).eto manko dia tsy maintsy hifangaro ny karazana fanahy rehetra ,anjely ,devoly ,matoatoa,avelo,angatra,anefa dia samihafa daholo ireo !samy misy ny mampiavaka azy !
tena ho lava izy zany kle
zefalah alefasao fa za interessé amin'ny hevitrao foana !
tohizako refa misy mamaly ndray kle !
sao de za rery no mamaly tena eto avy eo

11. STONG ( 20/07/2005 16:51)
Ndraindray koa nge ny heritreritra no manenjika ry zareo e!=))=)),mba tsy hilazako hoe za mihitsy no enjehin'ny heritreritra ndraindray!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7127