fanovana raha...
1. rdjr
(
18/07/2005 12:32)
Maninona raha ovaina ny lohatenin'ity lohahevitra ity e?
Tsy atao hoe fitiavana, satria ny zavatra rehefa atao dia @ fitiavana avokoa.
Diso ve ny tenaka raha milaza hoe malalaka loatra io lohahevitra io?
Tsy aleo isika miara mitady hasalo azy hafa ?
Ny hevitry ny maro ihany manko io.

novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:07
2. Herytae
(
18/07/2005 12:55)
dia milazĂ hevitra klou rangahy ary e! atao ahoana?
ndao atao hoe : vetaveta e! tsy maintsy misy resaka veta foana ato kou! sa any @ olon-dehibe iny moa?
ndao ndray ary atao hoe ::idea: " ombona" e! sshhh!! tsy haiko e! inn?

3. sonwin
(
18/07/2005 20:19)
fitiavana ihany ka. refa miteny hoe resa-pitiavana ny olona de mazava be zany fa ilay fitivan'olon-droa, fa tsy mbola nisy angamba olona niteny hoe andao hanao resa-pitiavana e, dia fifankatiavan'ny mpianaka na ny mpianadahy na ny fitiavana mihinan-kanina no noresahina...noho izany fitiavana ihany no mety.
5. mishou
(
18/07/2005 21:48)
hi hi hi, tsy mahita size koa nareo ry rdjr, tsy zavatra atao @ fitiavana no titre fa fitiavana, samyhafa be izany, sady teny gasy fa tsy teny vahiny ka hoe mila fanampim-panazavana ianao amiko:wink::-P
6. zefalah
(
18/07/2005 23:44)
rdjr>>:-D ka misy teny akotran'io ary ve?
za alo tsy maita e!! mety misy ndray any ho any a..
oatra hoe: atao-sika hoe fampisafosafona.
na ko hoe: famaky loa..le fiti mantsy refa tena miraikitra ao anaty fo de mamaky lo.
na ko hoe: fijalina e...le fitiavana mantsy refa tsy zaka de mandrary mampijaly..zany izy doly zany e.
famisafosafona
famaky loha
fijaliana
faoriana
mankahiya
:-D andraranareo ny mantany ny mpiandrakitra ato e..mety mba maita tsara tsara nohon'i evitra-sika ngamba izy reo.

7. zefalah
(
18/07/2005 23:52)

8. fijo
(
19/07/2005 21:20)
ary zefalah izany anie tena vaky loha amin'ny fitiavana mihintsy e.fa ngah ampirain'ny sipa vilia.
10. mamzelkely
(
21/07/2005 10:26)
preciser-o ary we; Fitiavanolon-droa e!!!!! lelĂ sy vevavy!!hihihihi:-D