mitady namana vehivavy
1. rdjr
(
09/07/2005 07:18)
mitady namana vehivavy eo anelanelan'ny 18 à 20 ans eo mba atao akama sy anamana e! sa?
répondu par fijo le 02/08/2005 04:51
2. vaovao
(
09/07/2005 08:15)
taona fotsiny zany no ilain'toi ? ao fa hitadiavako fa tandremi lavina le sipa rhf mba ao anatin'reo taona reo an!!:D
3. dadabe
(
09/07/2005 12:58)
hahahahahahaha:-D:-D sao de mba sipa kongoroty kosa no entin'ialahy eo kle :{:{
7. mishou
(
09/07/2005 16:08)
fa maninona aloha io taona collé serré be io e, za mantsy efa nahazo2 taona de tsy miady @ pièces nareo intsony izany, :oops:
:-P
:-P
9. akamatiana
(
09/07/2005 18:03)
zah wa akamatiana nefa ve tsy ao anatin'le taona kleee, de aona tsy atao akama ve zah zany????:(:(
10. fijo
(
09/07/2005 21:05)
toa tena tery be marina le taona le,sa misy fandinihana mila ato dia io no taona ilaina?
16. yonikafopl
(
10/07/2005 05:24)
fa maninn lah mitomany?? eo mangina zany malalako zany annn:*:*:*
19. akamatiana
(
10/07/2005 11:30)
dadabe waaaa aza takonana zah fa njary tsy hitan'i rdjr lesss ahh :-p :wink:
20. dadabe
(
10/07/2005 12:12)
tsy mahazo makany njy hoaaaa ,satria izy mitady namana vehivavy:evil:
