mitady namana vehivavy
103. sonwin
(
21/07/2005 14:06)
sasa dia avadiko ambony akamatiana sy ambany? fa iza tokoa moa zao no ambony aminay klé:roll:
108. ninou
(
24/07/2005 08:21)
rdjr:
mitady namana vehivavy eo anelanelan'ny 18 à 20 ans eo mba atao akama sy anamana e! sa?
fa maninona no io taona io ? tsy ny taona no milaza inona fa ny saina
110. akamatiana
(
25/07/2005 09:24)
wajayy ..... kay mou efa:-@:-@ fa alaivo antsaina saika soratako fa zah :-@:-@
sadt tsy resaka pelaka no tsy akamatiana fa mitady namana vehivavy 18-20 ans houn ehhh:-@
sadt tsy resaka pelaka no tsy akamatiana fa mitady namana vehivavy 18-20 ans houn ehhh:-@
111. vaovao
(
25/07/2005 09:24)
he he ! fa piesy inn ko zany le??ka ra sanatria efa vaky ny bougie d ahoana!!mbola reven'ny akama v!!
118. jajaf401
(
02/08/2005 03:34)
Misy lesy aty aminay rdjr fa tsy fantany ny mety hamaliany ny antsonareo ehhhhhhhhhhhh!8O:P
