mitady namana vehivavy
62. rdjr
(
13/07/2005 13:24)
mamzelkely:
za saika hanao namanao ihany ry rdjr fa tsy mety le taona fa za efa soarasoara ihany!!!:roll:
Tsy maninona fa mba mifanerasera eo ko!
63. rdjr
(
13/07/2005 13:29)
yonikafopl:
rdjr mahazoa izay iriana re aaaa, za efa zokinibe ka tsy ilainao atao namana, namana fotsiny nge de tsy mety ve??:wink:
Eny e! mba miara mifanakalo hevitra sy miresaka e!
Tsy maninona mihitsy.
ok!
64. rdjr
(
13/07/2005 13:32)
akamatiana:
:( tsy hitan'i rdjr mitsy zah fa misy manankona:-P
Ao ary fa hitako e!
dia mazotoa mifanerasera sy miresaka ary e!
65. rdjr
(
13/07/2005 13:35)
HeryLo:
rdjr: *:*:*:* Mbola ho avy ny anjaranlà fa atovy klou ny fianaran !!!
Misaotra @ hevitra e!
Na dia atsatsoinareo ihany aza izahay rehefa mi..
66. yonikafopl
(
13/07/2005 16:05)
rdjr humm hafa ihany kou nga ny manana namana zoky mba hanome hevitra e:wink:
71. vaovao
(
14/07/2005 09:17)
fa nakaiza dhl zalahy teo le??sa tena tsy misy tafiditra fa notsofin'ny rivotra any dhl, sa d sanatria efa nahita d namita adidy any @ sisiny dhl!!:roll:
78. HeryLo
(
15/07/2005 04:53)
Fa maninn ndray éla zany klé ????
omena hevitra éla dia inn ndray ny blem ??
tsyyyyyy tena tsy azo ampina éla raha izany !!
omena hevitra éla dia inn ndray ny blem ??
tsyyyyyy tena tsy azo ampina éla raha izany !!
