mitady namana vehivavy

21. rakotole ( 10/07/2005 12:58)
mba mila sipa cool fotsiny e!
22. dadabe ( 10/07/2005 13:46)
misy ato less raha mitady toi andefaso hafatra fotsiny izy (sasa):roll:
23. akamatiana ( 10/07/2005 14:14)
rakotobe , tsy misy fetrany ve le taona?? so de mba mety zah:-P:wink::-$
24. dadabe ( 10/07/2005 14:24)
efa hoe rakotole ko mbola rakotobe ihany hono tsss
25. akamatiana ( 10/07/2005 14:27)
dadabe wajayyyy , mbo diso flafy less kle , rakotole mantsy eh:}
26. vaovao ( 11/07/2005 04:09)
tsy taitra elah r'dadabe f'havan'lisany ihany anie no omeko azy e!:twisted:o^o:b
27. HeryLo ( 11/07/2005 06:59)
Sipa iray mitady kofff toy rdjr
énao anie hitako isan'andro nefa tsy mba mokoty ahy mihintsy eh !!!

28. HeryLo ( 11/07/2005 07:01)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
29. mamzelkely ( 11/07/2005 07:22)
za saika hanao namanao ihany ry rdjr fa tsy mety le taona fa za efa soarasoara ihany!!!:roll:
30. yonikafopl ( 11/07/2005 07:42)
ary toa tena tapatsinay herylo kleeee:roll:
31. dadabe ( 11/07/2005 08:41)
oadray le tsy arako inntsony le kozy ato le
Mpandefa : vaovao [ Valio ] 11-07-2005 06:09:16
Lohateny : Re : mitady namana vehivavy
tsy taitra elah r'dadabe f'havan'lisany ihany anie no omeko azy e!:b

ary manao an'io toi fa lasa orera be kle :-D:-D
32. HeryLo ( 11/07/2005 08:48)
Yonika !!
ka ny eo imasony aza tsy hitany ko ny any an-kafa tadiavina !!!!=))=))=))=))=))=))=))
33. dadabe ( 11/07/2005 08:56)
34. akamatiana ( 11/07/2005 09:36)
Herylo , ka hafa iany ane le any an-kafa eh , mba miova ny jerena fa tsy le eo ambany eo fona lol :wink: :-P
35. vaovao ( 11/07/2005 09:37)
:-D
36. dadabe ( 11/07/2005 12:22)
8-)8-):°):°)
37. rdjr ( 11/07/2005 12:30)
toa ohatry ny anianian-dry zalahy fotsiny 'le izy ko!
38. rdjr ( 11/07/2005 13:19)
dadabe:

misy ato less raha mitady toi andefaso hafatra fotsiny izy (sasa):roll:


Ialahy aza mapiesona io.
Tsy misy an'izany sasa izany ato!
Ialahy manko efa sasa mihitsy an!
39. rdjr ( 11/07/2005 13:21)
vaovao:

taona fotsiny zany no ilain'toi ? ao fa hitadiavako fa tandremi lavina le sipa rhf mba ao anatin'reo taona reo an!!:D


Aiza kosa e! Mba sady milay fa tssss;
40. dadabe ( 11/07/2005 13:34)
rdjr > toi anie tsy azoko mihitsy e,maninona raha miditra ao 2 le hoe hitady namana de jereo ao daholo lesy ,somary mandany fotoana kely toi ,de vita ny lalao fa raha eto toi ,de marary fo eo kle, de rehefa hita de andefaso hafatra de basy less aa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1136