mitady namana vehivavy

81. sasa ( 15/07/2005 10:16)
io kou ve d tsy hitan'lah e:D
82. HeryLo ( 15/07/2005 11:41)
Vao2> éla sao dia sipa homena anlery klé ????
sasa > ary éla ????????
sao dia misy azo omena azy ihany ny ao aminareo ao klé ???:-w:-w:-w:-w
83. rdjr ( 15/07/2005 12:34)
yonikafopl:

ka raha 18+20 ans ve tsy azo atao akama???:wink:


Ianao ry zoky aza manao izany a!
rehefa 18 à 20 ihany dia izay.
84. rdjr ( 15/07/2005 12:37)
Ataoko ahoana no hikaoty bandy le aza a!
85. sonwin ( 15/07/2005 14:01)
tsotra be zany leaza a, aza misalasala zany
86. vaovao ( 16/07/2005 04:07)
Aiza kosa le! Ary nareo zany efa manitatsaina mihitsy an! ny sipa no an'ny bandy fa tsy ny bandy! ra bandy an'ny bandy d rombo zay no ao!!!:twisted:
87. HeryLo ( 16/07/2005 08:45)
Mitady hivadika pelaka ko ve nareo zany klé ?????
=))=))=))=))=))=))
88. sonwin ( 17/07/2005 19:10)
hay ve kofa ilay rdjr e:-D:-D
89. sasa ( 18/07/2005 05:09)
sonwin fa angaha heverin'lah sipa klé
any zany san =))=))=))=))=))=))=))
90. rdjr ( 18/07/2005 13:51)
Ny anaran'lah anie l'ty ka anarana sipa e!
Za ve nahalala!
91. sonwin ( 18/07/2005 20:00)
iza ilay elah klou e:roll:
sasa >mbo mody fanina leisy e:-D:-D
92. fijo ( 18/07/2005 20:04)
toa mifanjevo izy izany kle
93. akamatiana ( 19/07/2005 02:56)
:-w:-w aleo iapa fa sarotsa adina be le tany kle:-w
94. sonwin ( 19/07/2005 04:42)
misy tany adina nga eto kle 8O
95. sasa ( 19/07/2005 05:08)
sonwin reveko be le mody fanina less:-D:-D:-D:-D
akamatiana eo ihany aloha njy fa hiapa aiza e?
96. fijo ( 19/07/2005 19:47)
eto ihany isika ry akamatiana an
97. sonwin ( 20/07/2005 08:21)
tsy misy miala eto ry amieaimé an:)
98. sasa ( 20/07/2005 10:36)
d avadiho am teny allemand kou lety an
99. fijo ( 20/07/2005 21:00)
izany hono ry akamatianaan.
100. sasa ( 21/07/2005 04:35)
fijo tsy akamatiana kan i frera no asaiko mamadika azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.719