film
![](https://avatar.serasera.org/68ef6af478ca8d5db05fc63acd05d058.jpg)
1. rdjr
(
16/07/2005 07:33)
Tsara ve ny film miompana @ fiankatiavana eo @ lahy sy ny vavy? Tsy VA IO an!
Mety ny firy isan-joton'ny olona fantatrao no mankafia izany.
Mety ny firy isan-joton'ny olona fantatrao no mankafia izany.
novalian'i TIAVAZO ny 08/09/2005 05:54
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
2. kally
(
16/07/2005 15:31)
Ny mahatsara ny film iray ange tsy dia sehatra iompanany loatra e! fa ny fandehan'ny tantara,ny fomba nakàna ny sary, ny resadresaka ao anatiny ary ny fahaizan'ny mpilalao.Asa aloha ny hafa fa izaho raha mijery film dia ireo no itiavako azy ka raha anontanianao aho hoe film fitiavana no tianao sa inona dia tsy hahay hamaly anao amin'izany aho.
![](https://avatar.serasera.org/28720b97999095e4af1e3b8722bb0d65.jpg)
8. pika
(
18/07/2005 09:22)
ny vehivavy no tena mankafia an'io matetika noho izy olon'ny fo loatra angambany mihoatra ny lehilahy
za aloa tia e
za aloa tia e
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
9. fasaly
(
18/07/2005 09:42)
zà zao tena olon'ni fo be mintsy rehefa mijery lay fila toa io zà de raiki tomany mintsy. zà ko lou! tia e!
![](https://avatar.serasera.org/9bbe55842ec1334e579617dfd5880999.jpg)
10. atmos
(
18/07/2005 10:19)
ka le film fitiavana ohatry ny akoholahy ihany, vao mifankahita dia ny hiady foana fa tsy mba misy suspens kely, fa tonga dia fantatra ny zavatra hataony avy eo...
![](https://avatar.serasera.org/9bbe55842ec1334e579617dfd5880999.jpg)
11. atmos
(
18/07/2005 10:21)
ka le film fitiavana ohatry ny akoholahy ihany, vao mifankahita dia ny hiady foana fa tsy mba misy suspens kely, fa tonga dia fantatra ny zavatra hataony avy eo...
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
14. fijo
(
18/07/2005 19:54)
ny ahy aloha film gera gera ihany no tiako e.fa misy film fitiavana mba tiako ihany koa fa vitsy.
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
17. booboo
(
19/07/2005 15:44)
lé film resa-pitiavana ange matetika vô manomboka défa araka oe zô ny farany e! zà klou tsy dé tia lôtra e!
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
18. fasaly
(
19/07/2005 17:12)
zà ndray tena tia be an'io mintsy ka!
tena olon'i fo be mintsy aho de izay angamba
tena olon'i fo be mintsy aho de izay angamba