film

41. ravatorano ( 22/07/2005 07:46)
nenah film gidraka ihany kle lamoromoro ty tsy zakako loatra fa be satimaka
42. mamzelkely ( 22/07/2005 10:15)
ny ana ny film tiko an!!: "automne à New york" de "Il pleut des roses à Manhattan"
43. rdjr ( 22/07/2005 12:34)
Misaotra @ valin-teny na dia misy hatrany aza ny mananihany!
44. sonwin ( 23/07/2005 13:13)
Misaotra amin'ny fahamatoran'ny mpanontany na dia misy ihany aza mananihany
45. fasaly ( 23/07/2005 13:58)
tandremo sonwin fa misy zazakely mpitati-bolana ato an!
mbà matotra amzay tsika e! :-D:-D:-D:-D:-D
46. sonwin ( 23/07/2005 18:30)
zazakely tsy maharaka inon'inona akory amizany fa mitsaratsara ivelany fotsiny
ok matotra isika e:wink:
47. fijo ( 25/07/2005 22:01)
matotra fa tsy mifamatotra an
48. sonwin ( 26/07/2005 15:04)
ka tsy misy tady koa eto zoky a
49. cutie ( 26/07/2005 15:23)
ao fa omeko tady e:-D
50. fijo ( 26/07/2005 19:53)
io ary nenla fa misy mitady hifamatotra amin'ialahy sahady
51. rdjr ( 23/08/2005 14:42)
Misaotra t@ fanehoan-kevitra ô!
52. fijo ( 23/08/2005 19:38)
izay no namana e
53. TIAVAZO ( 08/09/2005 05:54)
ny film dia natao ialana voly, matetika dia ny tantara dia fiction zany hoe tsy mitovy ny iainana andavanandro, zay no itiavan'ny olona azy , satria matetika tsara fiafara fa tsy hotrany ny iainana andavanandro:lol:
za zao raha misaraka @ olontiako ka mahita an-ndry serendipity na les grandes esperances dia tena mety ho velombelompanantenana tampoka ndray :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.094