iza?

1. rdjr ( 09/07/2005 07:10)
Iza no tena matanjaka: ny lehilah sa ny vehivavy? dia mba hamarino azafady.
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:21
2. ainaheri ( 09/07/2005 07:32)
miseho @ lafiny zvtr maro ny tanjaka;satria tsy dia mazava ny fanontanianao d mba miezaka mamaly aho;
raha ny ara-batana zao tsy voatery ny leh ihany no
mahery fa misy koa ireny veh ireny manana hery noho
isika na @ fahaizana zany na @ inona, d eto tsoriko aminao raha izaho no mitsara dc mitovy ny heriny fa tsy misy ny we iza no matanjaka,fa fandemena tany aloha tany ny we ny no lohampianakaviana ekeko zay fa misy ireo leh sasany manararaotra izay toerana misy azy zay!!sombiny kely iny fa mbola misy maro fa zay no azoko ambara.
3. dadabe ( 09/07/2005 10:52)
fa raha ilay @ lafiny 1:wink: de vizanin'ny sipa ny lhl ,malemy mihitsy rehefa azony kle:-D
4. fasaly ( 09/07/2005 11:16)
dadabe:
eo amy lafin'ny inona zay kay????
5. zakilinina ( 09/07/2005 13:11)
Eny ho'aho !
6. ainaheri ( 09/07/2005 16:41)
dadabe> tady iteniteny fona eo an!!
7. jhouhlambout ( 10/07/2005 09:21)
Mitovy ny herin'ny vehivavy sy ny lehilahy FA saingy misy zavatra vitan'ny lehilahy fa tsy vitan'ny vehivavy dia misy zavatra vitan'ny vehivavy tsy vitan'ny lehilahy.
8. fasaly ( 10/07/2005 09:24)
zakilinina:
lay manao combat eo ambony tatami angamba io lazain'i dadabe io ko!
9. dadabe ( 10/07/2005 13:31)
zay mihitsy :wink:
10. fasaly ( 10/07/2005 15:50)
dadabe:
azoko mihintsy e!
11. jhouhlambout ( 11/07/2005 09:37)
12. ft ( 11/07/2005 10:09)
ny lhl miseho ho enjana fa refa tratran'ny vhv dé lasa malemy!! hihihihi :-D
13. rdjr ( 11/07/2005 12:45)
ainaheri:

miseho @ lafiny zvtr maro ny tanjaka;satria tsy dia mazava ny fanontanianao d mba miezaka mamaly aho;
raha ny ara-batana zao tsy voatery ny leh ihany no
mahery fa misy koa ireny veh ireny manana hery noho
isika na @ fahaizana zany na @ inona, d eto tsoriko aminao raha izaho no mitsara dc mitovy ny heriny fa tsy misy ny we iza no matanjaka,fa fandemena tany aloha tany ny we ny no lohampianakaviana ekeko zay fa misy ireo leh sasany manararaotra izay toerana misy azy zay!!sombiny kely iny fa mbola misy maro fa zay no azoko ambara.

Merci fa izany mihitsy no tiako anontaniana .
OKKKK!

14. rdjr ( 11/07/2005 12:47)
dadabe:

fa raha ilay @ lafiny 1:wink: de vizanin'ny sipa ny lhl ,malemy mihitsy rehefa azony kle:-D


Aza dia mananihany lava ohatran'io hoa fa mba miresaka maontina!
15. rdjr ( 11/07/2005 12:49)
fasaly:

dadabe:
eo amy lafin'ny inona zay kay????


Lafiny rehetra mihitsy .
Fa mba miresaka maontina fotsiny fa tsy ohatra ny an-dry zalah miteniteny foana.
16. rdjr ( 11/07/2005 12:50)
jhouhlambout:

Mitovy ny herin'ny vehivavy sy ny lehilahy FA saingy misy zavatra vitan'ny lehilahy fa tsy vitan'ny vehivavy dia misy zavatra vitan'ny vehivavy tsy vitan'ny lehilahy.


Merci @ le valiny fa tena mahafa-po.
17. xxx ( 11/07/2005 13:41)

Mpandefa : ft [ Valio ] 11-07-2005 12:09:46
Lohateny : Re : iza?
ny lhl miseho ho enjana fa refa tratran'ny vhv dé lasa malemy!! hihihihi



marina io, amin'ny farany tsy maintsy malemy ihany le zavatra
18. fasaly ( 11/07/2005 13:59)
rdjr:
ndry anie ka ho maontina be eo e! tsy hanàla azy mintsy zany,???valiana tsara anie lay sujet e!
f
19. pitchou ( 13/07/2005 11:28)
matanjaka eo @ lafiny inona kosa aloha no tian'i rdjr anontaniana e!
20. Herytae ( 13/07/2005 12:25)
eo @ lafiny firaisana ara-nofo io fa mody fann eo daholo kou reto!! sshhh!8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2371