filohampirenena

1. rdjr ( 09/07/2005 07:07)
mbola mieritreritra ve ianao fa hahazo ny antsasamanilan'ny vato ny filoha ankehitriny amin'ny fifidianana izay ho filoha?
premier tour io an!
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:36
2. ainaheri ( 09/07/2005 08:54)
Marina ekeko fa mafy ny fiainana ao ary nifanojo
ratsy t@ nitondran'ra8 izany izany akory tsy midika we noho izy no nahatonga izany!!
satria jereo fotsiny ny fidangan'ny petrole miakatra andro amn'alina satria miainga avy ao doly ny zavadrehetra!!Zao izao vao nolazain'ny vao2 omaly
fa avy @ fiakaran'ny solika no nahatonga ny fiakaran'ny vidim-bary tato ho ato satria manafatra isika ary tsy mande rano ny sambo fa mila solika!!
Grande ouf hoy ny fanjakana zay fa raha tsy zay ndray
angamba nahazo vahana ny mpanohitra!!
D raha soloina ary d mba iza no noheritreretinao??
raha izaho aloha aleo izy andray ny 2eme mandats ee
3. jentilisa ( 09/07/2005 11:09)
Tsy misy fika fa mbola lany izy e! tsy misy olona mpanohitra mahatohitra azy manko hatramin'izao. Raha misy manko izany dia mety ho hafahafa kokoa fa raha amin'izao fotoan izao 60% indray ary no atahorana.
4. dadabe ( 09/07/2005 16:53)
:-P
5. mpanakiana ( 09/07/2005 19:01)
Atsangano eo dadanareo ra mahery ee!! F'aleo izy ilamina wa
6. fijo ( 09/07/2005 22:23)
ka io fiainana misondrotra io anie ka ,mianjady amin'ny rehetra e.aty frantsa izao dia tsy laitra mihintsy ny fiainana,noho io petrol miakatra io.ary hitanareo amin'ny vaovao ireny fa tena sahirana tokoa ny fitondrana frantsay izao noho io sosialy mitsororoka io,fa ny any amintsika moa nanatena fiovana goavana ny lona ka izay no mahatonga le lonilony.
7. maditra ( 10/07/2005 02:00)
Mbola boribory ny baolina fa aza dia mafana loatra. Ho hita eo izay hitranga, sady mbola misy roa taona vao ho tonga ny fifidianana ka mbola avant loatra izao raha hanao pronostic.
8. dadabe ( 10/07/2005 08:39)
FIDIO PASITERA RAJAKOBA HO FILOHAMPIRENENA !!:-D
9. zefalah ( 11/07/2005 01:16)
mety..gasy vendrana be reo..vokisany menaka sy yahort
fotsiny de manaiky hifidy anazy..
za alo maniry mba tsy ho ahazo le maty e..
fa toiny tanalahy mantsy takaka..mora miova loko.
fa manahy iany aho..satria ny gasy ra vao omenao zavatra kely dia manaiky anao an'apanaovinao azy.
mety ahazo izy..nefa mivavaka @ Zanahary sika..mba tsy ahazo le maty
10. dadabe ( 11/07/2005 03:04)
oadray le inn ary ty ry zefalah:-w
11. jhouhlambout ( 11/07/2005 09:51)
12. rdjr ( 11/07/2005 12:36)
mpanakiana:

Atsangano eo dadanareo ra mahery ee!! F'aleo izy ilamina wa

ô less 'za anie tsy miteny hoe inona fa manontany fotsiny e! dia ianareo tonga dia mitratrevatreva ny valin-teny tssss!

13. rdjr ( 11/07/2005 12:38)
dadabe:

FIDIO PASITERA RAJAKOBA HO FILOHAMPIRENENA !!:-D


Ialahy less efa mpananihany hatraiza ka hatraiza ko.
Na hatrany @ le mitady namana na hatraty .
Ahhhhh!
14. rdjr ( 11/07/2005 12:42)
zefalah:

mety..gasy vendrana be reo..vokisany menaka sy yahort
fotsiny de manaiky hifidy anazy..
za alo maniry mba tsy ho ahazo le maty e..
fa toiny tanalahy mantsy takaka..mora miova loko.
fa manahy iany aho..satria ny gasy ra vao omenao zavatra kely dia manaiky anao an'apanaovinao azy.
mety ahazo izy..nefa mivavaka @ Zanahary sika..mba tsy ahazo le maty


Aza manao izany kosa ry zefalah a! na tsy tiana aza izy mba hajao ihany. Filohantsika rehetra anie io e!
15. Kintanakely ( 11/07/2005 16:01)
Aza de manahy ny ampitso isika. Tsy misy mahafantatra ny safidin'ny tsirairay. Mbola tsy hay koa zay avadiky ny fotoana.
Zefalah > tsy aleo ve lesy ny efa mba manana yaourt sy menaka toy izay ireo vao hitady rehefa tonga eo am fitondrana a?
Aleo aloha hiasa Ravalo fa iza moa no filoha tonga lafatra teo. Rehefa vita ny fifidianana de voavaly ny fanontanianao ry rdjr. Aza fidina izy rehefa tsy mamely de ampidiro eo zay sûr hoe mavita zavatra.
16. fijo ( 11/07/2005 22:15)
dadabe,iny tsy mamely kle.
zefalah,mbola lasa io fa aza maika ianao e
17. sonwin ( 13/07/2005 22:55)
1 er tout foana io dia vita, raha sanatria ts vita dia tsy maintsy atao vita:)
18. eprom ( 14/07/2005 05:42)
Miankina amin'izay hifaninana aminy io. Raha i zafy aloha na i voninahitsy de tena 1er tour de vita indray koa io eh. 55% mihoatra ary.
19. ari.malala ( 14/07/2005 07:20)
zefalah:

mety..gasy vendrana be reo..vokisany menaka sy yahort
fotsiny de manaiky hifidy anazy..
za alo maniry mba tsy ho ahazo le maty e..
fa toiny tanalahy mantsy takaka..mora miova loko.
fa manahy iany aho..satria ny gasy ra vao omenao zavatra kely dia manaiky anao an'apanaovinao azy.
mety ahazo izy..nefa mivavaka @ Zanahary sika..mba tsy ahazo le maty



mitafa indray ny manam-pahaizana marina! hoy ianao
gasy vendrana be reo


fa ianao nga tsy gasy? mieritrereta wa alo vao manoratra na miteny!
20. fijo ( 14/07/2005 21:09)
fa ahoana marina kay no hilazana fa vendrana ny gasy????tsy azoko.ny frantsay nifi an'i chichi ve izao dia olona misaina.na ny amerikana nifidy am'i bush
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3791