filohampirenena

21. ari.malala ( 15/07/2005 06:09)
asa mintsy wa ry fijo! ary izy miteny ary v tsy gasy sa in izy io, d izy irery zany nomahay?
22. sasa ( 15/07/2005 10:35)
wadray izany sahady ve ny adi-hevitra ato klé, za aloha sur fa mbola lany soa aman-tsara i lery satria raha ny fiainan'ny tsirairay d ny fihezahany ihany no hananany vola fa tsy ny filoham-pirenena akory, izy efa manao izay azony atao amin'ny fanaovana ny asa vaventy rehetra.

Sady izao kou ireny manavendrana ny gasy ireny nefa izy mbo gasy ihany no tena tsy mahay fa manarona ny tenany d ny olona no lazaina fa vendrana.
23. fijo ( 18/07/2005 21:14)
sasa =D=D=D=D
24. Merlo ( 27/07/2005 06:06)
Firy taona no nitondran'ily tsy manjary tsy hita izay vitany teo alohaanefa amin'izao fotoana efa hita misy fivoarana be ny firenena ka inona inda
25. fijo ( 27/07/2005 20:22)
merlo,ka misy anie mahita ny tsy nisy e.izay misty eo tsy hitany fa ny tsy nisy taloha no henony.
26. ari.malala ( 28/07/2005 06:39)
27. fijo ( 28/07/2005 21:22)
marina izany ko.ry zafy izao teo tsy nahita atao.izao anefa milaza fa manana vahaolana tsar????
28. mandrindra ( 29/07/2005 08:53)
dia inn aloha ilay vahaolana tsara'i lery, hanao madaraid amin'ny satroka penjy ve ?
29. ari.malala ( 29/07/2005 11:42)
:-D izy aza efa tsy mahavidy satroka penjy tsony ko!
30. mandrindra ( 29/07/2005 13:38)
sao dia ny lohany mihitsy no tsy mahazaka satroka intsony ?
31. fijo ( 01/08/2005 22:17)
ka raha satroka aza tsy zakan'ny lohany,firenena ve hozakany ?????
32. mandrindra ( 02/08/2005 08:56)
ka izay indrindra anie e ny tiako ho lazaina e !
33. moi ( 03/08/2005 08:49)
Ny fihavin-dRa8 tamin'ny voalohany kosa tena mampanonofy be, hoatry ny ho fotsy ireny ny mainty, ka mahatonga fahadisoam-panantenana ; izaho aloha tsy mba teny @ 13 mai mihitsy tamin'ny fotoanandrony, fa mahita kosa aho fa mampisy fanantenana kokoa aminy, indrindra taorian'ny trosa be voafafa. Izay mantsy no tsy nanananay fanantenana taloha, hoe efa lavaka be... na iza na iza no ho eo ! Zao kosa efa mba tsy lavaka be intsony ka, sady nanao zavatra rangahy ity, fa tsy speed be fotsiny ! Hoy sasa :
raha ny fiainan'ny tsirairay d ny fihezahany ihany no hananany vola fa tsy ny filoham-pirenena akory
34. fijo ( 03/08/2005 20:36)
moi ,ka izay mihintsy,izy manao ihany ,fa ny vahoaka koa no tokony hiasa mafy hanaraka io ezaka ataony io.fa tsy hiandry fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1717