Fampisehoana teny @ JUMBO SCORE

1. rdjr ( 17/08/2005 13:49)
Tokony hiditra @ tena fahamatorana @ izay ny mpikarakara lanonana eto mada fa raha ireny tamin'ny faran'ny herinandro ireny no mitosy sy mbola hiseho dia ho ratsy endrika isika gasy.
Angamba tsy hisy mpanan-kanto vahiny ho aty intsony.
TENY ATSIPY HOAN'NY MANAMPANAHY IZANY TOMPOKO.
misaotra!
novalian'i mumu ny 03/10/2005 15:03
2. booboo ( 17/08/2005 14:10)
fa inona no nitranga ?
3. fasaly ( 17/08/2005 15:53)
eny wa! ka na ny tsy manampanahy aza zao tsy mahalala izay tokony hataony hampiova azy raha tsy fantantra ny antony niseho tany.
4. fijo ( 17/08/2005 20:01)
nareo kosa ngah tsy mba mamaky gezety e.nisy fampisehoana natao tany ,ary tena ratsy karakara,fa na ny fitaovana aza efa ho adiny roa taty aorian'ny fotoana vao tonga ,izay vao nanomboka nametraka sy nanomana ny maneno.tena henatra marina le izy aloha e
5. fafa ( 18/08/2005 05:46)
Efa t@ 22h mahery vao niakatra teo le mpanakanto avy any ivelany nefa de tokony t@ 16h ny fampisehoana no tokony nanomboka! Ny Sono tsy tonga lafatra, ny oul nefa nangatsiaka satria somary avy ny orana t@iny!
Fiasco tanteraka e!
De tsy haiko koa ny tohiny tany
6. fasaly ( 18/08/2005 08:14)
tena manala-baraka marina zany ka! indrindra hoe mpanan-kato vahiny indray no tao fa raha taigna samy taigna ve moa iny efa hiaraha-malala ny fotoangasy e!
henatra be mintsy zany ka! tokony hiova marina amzay e!
7. xxx ( 18/08/2005 09:31)
Ministry ny kolon-tsaina ve sa ny directeur gén JUMBO sa ny mpanentana ny fety mihintsy no tsy namely tany ............
8. nirvana ( 18/08/2005 09:57)
Fanintsiana kele, tsy tany @ Jumbo fa tao Smart le izy. Fa laingalainga kosa fa tena ts matotra mints alo reny e, nefa dokam barotra @ zany popoka eery @ TV sy radio, nefa ny zvtr aseho, miala tsiny @ pikarakara ary amgamba miombon kevitr @ko ny rhtr fa 0 ( zéro ).
9. reeves ( 18/08/2005 10:08)
Ny fialantsiny nataon`ny mpikarakara koa amin`izany dia hoe " manao zavatra tsy mora " , nefa tena hita fa tsy misy profesionalisma mihitsy . Efa antomotra kely hono vao hoe tsy disponible indray ny matos de voatery nitady matos hafa ! F`angaha tsy misy contrat ary izy io no atao an`izany e ! Tsy azoko mihitsy le Mpikarakara eto amintsika aloha e ! Manala-baraka ny gasy ny zavatra otran`reny !
10. fijo ( 18/08/2005 19:55)
tsy fialan tsiny mihintsy iny resaka matos iny,fa fialana bala fotsiny.aiza ve no hoe farany ,vao hoe tsy lasa indray.ngah tsy vao maraina dia efa izay foana no natao raharaha le.
11. fafa ( 19/08/2005 07:31)
Namono phone hono le tompona matos saika halaina e! de tsy hitan'i Anatole ntsony zay natao (Anatole Prod. no nikarakara azy io mantsy)ny vidimpidirana nefa 12000 Ar (60 000 Fmg) zany! de ny solution hitany zany de naka le matos kely 800 W e!
12. sasa ( 19/08/2005 10:26)
ka ireny anie le mpikarakara manenjika ny Orange sns... nefa ireny no vokany, tsy pro akory, jereo anie le Sean Paul raha tsy nipoaka be e, sy le smile Party tao am Hilton, mahita ny olona manao d mba manao nefa tsy mahay akory.
Ny tena mampmé de spectacle tokony hatao Samedi 13 Aout d nahemotra ny Alatsinainy amzay le Singuila toa tsy tonga akory, nefa i Cousin-nay avy any Tamatave efa nandany frais taty fa hijery Singuila ny Samedi, izany no tena zavatra faran'izay mahasosotra, ary betsaka mintsy ny ankizy tany am province no niverina nody, amzay am 16h no nifanarahana nefa am 9h ry zalahy vao nihira, tena masoso..... mintsy
13. fafa ( 19/08/2005 10:48)
Tavela tany Espagne tany hono ity Singuila ity e! nefa ny affiches nge tena ngôda be no..; tsy hita ntsony e! @sisa tsy misy mpijery ntsony ngamba raha ireo mpikarakara reo no manafatra artista avy any ivelany
14. fijo ( 22/08/2005 20:43)
tsy matotra le izy,izay no azo hibangoana azy,ary mahamenatra raha ny toa ireny no miseho.ny tsy haiko dia namerimbola ve lery?
15. fafa ( 23/08/2005 06:09)
fijo> tsy namberimbola zany izy ko raha tsy inn ko!
16. fijo ( 23/08/2005 19:55)
kay,nefa ny zavatra voretra be toa ireny ve le
17. mumu ( 03/10/2005 15:03)
tsy namerimbola izy fa laozany mi style eny ambony scène klé!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5397