rahoviana?

1. rdjr ( 18/07/2005 12:25)
Rahoviana marina isika malagasy ity vao hivoaka ao anatin'ny fahantrana e!
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:21
2. fasaly ( 18/07/2005 13:02)
:-w:-w:-w
3. ainaheri ( 18/07/2005 13:07)
To io fona ny miverimberina knou.Na i ra8 aza mahita an'io tsy ho tezitra ihany ny ihafarany?
4. mandrindra ( 18/07/2005 13:17)
asa agamba atsy ho atsy !!
5. fasaly ( 18/07/2005 14:12)
ainaheri:
ka efa te ho afaka e! tsy hainao ve zany e!!????
za de tsy mahalala fa efa ela ihany zay niandrasana azy izay, ilay taloha hoe amy taona 90 kanefa zao efa 2005 mbola ny eo foana no eo e!:-@:-@:-@:-w
6. fijo ( 18/07/2005 20:59)
ka isika manontany foana fa tsy miezaka hivoaka ilay izy mihintsy ko.aiza ary.eo dia ilaozana mifanome tsiny fotsiny eo
7. xxx ( 18/07/2005 22:05)
Rehefa mihiratra ny maso dia mijery ny tany manodidina sy mivelatra ny saina faha tsy hoe nosy dia ny zavatra rehetra avy any ivelany dia ratsy daholo ary indrindra tsy mihevitra hoe ny gasy namorinan\'ny zavatra rehetra manomboka @ informatika ka atramin\'ny génie génétique sy ny fantatso ary dia faly fotsiny faha hoe gasy ka manja. Ary rehefa mba misy manao zavatra dia hoe mandrombaroba ny fanananin\'ny gasy dia hialonana raha gasy ary hoe tonga indray ny mpanandevo raha vahiny (karana, sinoa, frantsay, amerikanina sns sns). Izay tia handevozina ihany noho handevozin\'ny sasany faha rehefa mahay mamaly azy dia izy indray no tonga mileleka. Jerevo fotsiny ny sinoa mivaron\'damba fotsiny izy dia matahotra ny Etazonia sy ny Union européenne !
8. sonwin ( 19/07/2005 05:02)
mivoaka ny fahantrana isika refa ny tsirairay no miezaka ny hivoaka amin'ny fahantrana.
9. sasa ( 19/07/2005 05:22)
:-w:-w:-w:-w:-wminoa fotsiny ihany e
10. sonwin ( 19/07/2005 10:27)
dia miasa mafy, manana faharetana :)
11. sasa ( 19/07/2005 10:47)
d miasa mafy, miasa tsara e
12. pitchou ( 19/07/2005 10:56)
ka manomboka aiza moa izany no tsy atao hoe mahantra intsony e!
13. mandrindra ( 19/07/2005 13:54)
aiza tokoa moa, eo amin'ny kilometatara firy?
14. fijo ( 19/07/2005 20:32)
io voalazan'i sonwin io,rehefa miezaka isika rehetra dia mety io
15. vancleef ( 20/07/2005 00:40)
fijo>Ary ka dia miezaka ary ve itsika ? Arakin\'ny hitako eto @ serasera dia tsia ! Be ambom-po fotsiny dia arakin\'ny nolazain\'i xxx eo ambony io dia faly fotsiny hoe gasy ka manja dia tsy mahafantatra akory ny hoe mondialisation na ny commerce équitable dia badonin\'ny olona fotsiny satria tsy mety mihanatra teny vahiny nohonin\'ny ambo-mpo déplacé. Ady ange na aran\'toekarena fotsiny aza ê. Jerevo ny Etazonia sy ny Union européenne (Boeing-Aitbus sns sns) ary raha tsy mi-exporter produits finis faha matières premières fotsinin\'i Dago dia hijanona anisanin\'ny tany mahantra faona. Rehefa afaka kelikely dia lasa arabo ny tain\'karana any Maurice (efa hanomboka izy izao @ informatika) dia avy eo hi-goningonina sy hanaratsy ny mpitondro hoe adisoanin\'i Ra8 dia hiverina Deba sy ny kilongany dia tsy hiova faha hijanona hahantra eo ihany ny gasy.
Mba jerevo ny sinoa ! kaomionisitran\'ny taniny nefa ny toekarenany kapitalista nefa matahotr\'azy izao tontolo izao @ izy mivaron\'damba fotsiny. IBM-PC novidin\'ny sinoa, ny appareil photo numérique, camescope, telephone portable made in china daholo na NOKIA, SONY sns aza ny marque. Ny écran plat na Philipps, Thomson, LG sns aza ny marque dia ny dalle made in korea daholo.
Tsy vita ny miezaka fotsiny ny tsirairay faha mila fivelaran\'tsaina raha te ho tonga anisan\'ny pays émergeants ny gasy faha tsy ho anisan\'ny les dix pays les plus pauvres de la planète
16. sasa ( 20/07/2005 04:56)
vancleef tontosa aby ireo zavatra lazainao ireo rehefa tsy tsirairay no miezaka.
17. kally ( 20/07/2005 08:11)
Any @ fampianarana no mila asiana fanamboarana fa ny anakamaroan'ny gasy dia kitoatoa tsy "rigoureux". Ary rehefa mahazo kely dia faly sy afa-po.Izaho tsy miteny hoe ny gasy rehetra fa ny ankamaroany sy ny sarababem-bahoaka sao misy miakatra be eo indray.
Jereo fotsiny ohatra raha mpandrafitra na mpanjaitra vao mahazo vola kely ampy azy androany sy rahampitso izy dia eo ianao tsy raharahany izay asanao.
Ny tenin'i Vancleef hoe ny gasy mihambo fa tsy mety mianatra teny vahiny kosa aloha tsy ekeko, isan'ny mahay sy mianatra teny vahiny mbola kely ny ankizy gasy oharina @ firenena hafa fa ny fiambenana azy hitandrina ny tenin-drazany tsy midika mihitsy hoe tsy hisokatra @ teny vahiny.
18. kally ( 20/07/2005 08:11)
Any @ fampianarana no mila asiana fanamboarana fa ny anakamaroan'ny gasy dia kitoatoa tsy "rigoureux". Ary rehefa mahazo kely dia faly sy afa-po.Izaho tsy miteny hoe ny gasy rehetra fa ny ankamaroany sy ny sarababem-bahoaka sao misy miakatra be eo indray.
Jereo fotsiny ohatra raha mpandrafitra na mpanjaitra vao mahazo vola kely ampy azy androany sy rahampitso izy dia eo ianao tsy raharahany izay asanao.
Ny tenin'i Vancleef hoe ny gasy mihambo fa tsy mety mianatra teny vahiny kosa aloha tsy ekeko, isan'ny mahay sy mianatra teny vahiny mbola kely ny ankizy gasy oharina @ firenena hafa fa ny fiambenana azy hitandrina ny tenin-drazany tsy midika mihitsy hoe tsy hisokatra @ teny vahiny.
19. sasa ( 20/07/2005 10:45)
kally ekena
20. mandrindra ( 20/07/2005 14:23)
vancleef, mba apetraho ao anatin'ny fanatontoloana hoe i Madagasikara mba handroso, inona no filière azonaovokarina amin'ny commerce équitable any Madagasikara? Mba omeo ohatra mazava e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5778