Be mpitia sy vitsy
![](https://avatar.serasera.org/68ef6af478ca8d5db05fc63acd05d058.jpg)
1. rdjr
(
03/09/2005 07:58)
Iona no mahatonga ny olona iray ho be mpitia na ho vitsy e!?
Na olona mitovy izao aza dia samy hafa mihitsy ny fandehan'ny resaka fitiavana eo aminy.
Misy ny sasany efa leo nefa mbola be mpisesika. Ny sasany kosa mpitanjiro fotsiny.
Nefa raha ny habôgôsite dia toa resy aza iry voalohany. Ny vola kosa somary latsaka ilay tary faharoa.
Fa inona anefa no tena mibaiko ny fitiavana e!?
Tsy tokony ny fo sy ny feon'ny fieritreretana ve sa efa ny vola ny hozatry ny fiainana dia voabaikon'ny vola avokoa ny atao rehetra eny hatramin'ny fitiavana aza.
anjaran'ny tsirairay ny mandinika sy mamaly ary misaina.

novalian'i Herimiafina ny 19/09/2005 23:05
![](https://avatar.serasera.org/1cf40e6bcb2d5c2da9aa35af6b753042.jpg)
2. hangaroo
(
03/09/2005 13:09)
Ho ahy de misy ny rayonnement positif sy negatif @ olona. Raha toa jka manaparitaka rayonnement positif foana ny olona iray de mampandray zvt positif ho an'ny manodidina azy koa izy ka normal raha be mpitia .Ny contrairen'ieay moa dia ny négatif.LAy resabola amiko de tsy hoe fitiavana akory no manjaka ao fa interets no manjaka ao noho ny situation misy ankehitriny .
![](https://avatar.serasera.org/85fc6c72d139d2413bbe94c10d6d7c6d.jpg)
3. maditra
(
03/09/2005 15:08)
Betsaka aloha ny zavatra mitondra ny fitiavana izany e. Fa raha ohatra ka tianao ny ho tian'olona dia tokony tsy mihafahafa ohatra ianao hifanerasera aman'olona. Ataon'olona ahoana ny hitia anao raha toa ka tsy fantany na mbola tsy nifampiresaka taminy akory aza ianao. Ilaina ny bogosite fa ilaina koa ny fahaizana miserasera. Dia bonne chance!
![](https://avatar.serasera.org/c3bb6f719742fd1e5768d6d1361cfb49.jpg)
4. vivi
(
03/09/2005 18:08)
tena manaiky anio rayon positif sy negatif io mihitsy za , na d bogosy aza fa tsy mahay manao ambiance fa mihenoheno fotsiny kosa aloha d tsy hisy hiraika @ ilay bogosy mihitsy e, ary io na beau aza sy manambola raha tsy tiany sipa d tsy tiany foana e, ary ilay atoniny kosa mety tsy manambola fa manome joie de vivre kosa , tsy aleoko maka anilay tsotra, ny vola tsy mahafe ny fahasambarana , fa rehefa misy iainana tsara eo nefa mahasambatra d efa zava d hibe
![](https://avatar.serasera.org/21acdcec932d8936f5a2ce925f7eec4d.jpg)
6. IDEALY
(
05/09/2005 03:07)
zah ko miombon-kevitra @ i vivi fa io na fitiavana olon-droa lahy sy vavy , na fitiavan-kavana , na fitiava-namana de tsy misy ôtran'ny fahatsorana sy fahaiza-mifandray aman'oul fa tsisy idiran'ny vola ;
efa tsy fitiavana intsony no resaka raha vao vola no resahina
efa tsy fitiavana intsony no resaka raha vao vola no resahina
![](https://avatar.serasera.org/28720b97999095e4af1e3b8722bb0d65.jpg)
7. pika
(
05/09/2005 10:09)
ny fitiavana tsy azo terena izay hitondran'ny o ihany
koa tsy hitanareo ve ilay hoe izay tiana mitombo tarehy
koa tsy hitanareo ve ilay hoe izay tiana mitombo tarehy
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
9. Herimiafina
(
06/09/2005 04:39)
Ny zavatra mahagaga ahy sy fahitako matetika dia "ny olona tsy miraika no tena manintona".
Misy olona izao tia be, matetika andosiran'ilay iantefan'ny fitiavany izy.
Misy olona indray anefa tsy dia miraika, ka manintona ilay olona tsy raharahiany akory.
Izay ilay hoe "gout pour le fruit defendu", izay rarana tsy kitihinao ihany no manintona anao kokoa.
tsy haiko ny fahamarinan'io fa izay hitako hatreto aloha dia ohatr'izay daholo, ary matetika arakaraky andosiranao olona iray no vao maika mahatara azy aminao.

![](https://avatar.serasera.org/be855f416e671a9be335c5deeca01578.jpg)
10. jos13
(
06/09/2005 10:34)
marina koa aloha io teneninao io hoe zay tsy miraika amin'ny tena ihany no tiana , mahagaga koa aloha e !io nefa @ny ankampobeny kosa aloha aleo @ olona mahay miaraka amin'ny tena no hiarahana fa tsy olona opposé @ tena
![](https://avatar.serasera.org/edc5ec5b70ce788fa0fb78e2b2ce5924.jpg)
11. Avahi
(
19/09/2005 08:22)
Za koa dia mitovy hevitra aminareo ary mahatsapa fa :
Ny vehivavy (na lehilahy) raha antonina manalavitra, raha alavirina manatona.
Miala tsiny fa tsy haiko tsara ny mampiasa ny manantona sy manatona a
Ny vehivavy (na lehilahy) raha antonina manalavitra, raha alavirina manatona.
Miala tsiny fa tsy haiko tsara ny mampiasa ny manantona sy manatona a
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
12. Herimiafina
(
19/09/2005 23:05)
Henjana be anie ilay izay e. Tia anao ilay olona dia toa vao maika mandreraka be anao izany, dia andosiranao. Tsy miraika aminao intsony ary izy dia ianao indray no mitapitapy avy eo fa lasa adala aminy.
Tokony sady ''reciproque'' no ''en phase'' le izy e. Miaraka mipoitra amin'ilay fotoana itiavana azy.
Tokony sady ''reciproque'' no ''en phase'' le izy e. Miaraka mipoitra amin'ilay fotoana itiavana azy.