Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
notron
(
08/08/2005 14:04)
Kilalaon-tsaina mahafinaritra indray ity
Nisy efa-dahy tena mpinamana be mihintsy, nandeha lakana niaraka izy ireo ka talohanan'ny nahatongavany t@ reo nosy kely telo mitovy antsoina hoe "iles magiques" dia nivadika ny lakana ka maty noho iz...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/09/2005 17:21
johns
(
08/08/2005 11:17)
MAHAMENATRA NEFA TSIMAINTSY ATAO
Saika hamaliako ilay dinika tatsy ambadika ito nefa ohatrany tsara raha atao hevitra vaovao.
Eo amin'ny mpivady ny firaisana ara-nofo dia zavatra tsimaintsy atao, ary fantatry ny olona rehetra fa ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:35
rbnsl
(
08/08/2005 07:55)
Volabe tsy ampoizinao
Te-hahazo vola be tsy ampoizina ve ianao? Tsy vazivazy fa tena marina, miasa @ zay fotoana tianao ianao, tsy misy mibaikobaiko, kanefa dia hikararana ny vola ho azonao. Atolotro ho anao maimaimpoana n...
tohiny
novalian'i ansouya ny 04/05/2016 20:07
felicia
(
07/08/2005 21:58)
fitiavana miha -mangatsiaka
ho an'ireo namana efa mitoka-trano...ho anareo ve normal ilay fitavana miha-mangatsiaka raha vao miray trano elaela?sa ve ilay but n'ny tsirairay no miova dia mampiova olona?...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:58
zefalah
(
07/08/2005 20:32)
manao azafady aminareo
ie..mialatsiny aloa ra ametraka resaka ato aho,tokony tsy ametraka resaka ato aho nefa..otrany manitikitika be ana oa le resaka fifanapina eo @ lahy sy ny vavy.
misy sipa a..izy manampy bandy..za alo...
tohiny
novalian'i pitchou ny 07/09/2005 18:17
zefalah
(
07/08/2005 20:26)
asa na mety na tsy mety
refa miresaka lhl sika dia tonga ato a-sika lay hoe amelona vady aman-dranaka..ka ny tiako lazaina zany dia ty..hoe firy @ sika lhl no manana fisainana ratsy ho velomina sipa?
ary firy @sika lhl koa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 23:05
jajaf401
(
07/08/2005 19:45)
Maloto eritreritra
Raha nangataka ny hanaovan'ny ankizy rehetra izay sary tao an'eritreriny ity Mpampianatra teny @ kilasy 10è iray ity dia indro nahita ankizy iray nanao sarin'ny vehivavy tsy miankanjo (aza tsiny ah)....
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 08/08/2005 19:17
vivi
(
07/08/2005 15:04)
inona no ataoko fa manana olon- tiana alavitra aho
niaraka t@ aho nandritra ny herinandro , nahafinaritra ny fiarahana nandrita ny vacance fa tsy maintsy mody aho,rehefa tonga soamantsara taty antrano aho de niantso azy aho fa tena tia azy aho ,novali...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 12:33
xxx
(
07/08/2005 11:17)
rebika
MPANKAFY rebika ny tenako.eo amini feo no tena itiavako azy indrindra moa fa taloha. tato ho ato anefa de hitako fa nisy fahabangana io tarika io . ny antony dia tsotra .tsy ao intsony ilay tsara ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:08
mikara
(
07/08/2005 11:13)
fika momba ilay wga
Fika tsotra sady mandeha tsara ity vao hitako ity fa dia andramo. Ny olana fotsiny dia tsy maintsy misy resaka teny frantsay ilay izy!!!! fa dia miala tsiny e! ao anaty menu outils misy gerer les mod...
tohiny
novalian'i Veloo ny 11/08/2005 18:31
zama91
(
07/08/2005 11:10)
Pronostic 2007
Araka ny fandinihako dia mety ho Ra8 ihany lany saingy ny fanontaniana mipetraka hoe,hisy 2em tour ve ?, ...
tohiny
novalian'i hps ny 05/10/2005 18:05
mikara
(
07/08/2005 11:07)
Fiantsoana mora Dago tsy nisy olana h@ zao
H@ zao aloha dia tsy misy olana ny fampiasanay ilay bonnesminute ity. Tarif local izany hoe 0.3cts/mn (neuf no operateur nay izao fa teo aloha FT) no miantso any dago ary azonareo arahina @ site franc...
tohiny
novalian'i satasol ny 11/11/2005 21:52
zama91
(
07/08/2005 10:58)
Iza marina moa ireo milaza ny tenanny ho mpanohitra
Ny atao hoe mpanohitra ve ireo mitaky ny hanongana ny fanjakana misy,sa antoko manana projet contre projet an'i Ra8 mba hampandrosoana haingana an'i Mada??? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 22:22
zefalah
(
06/08/2005 20:09)
kisoa
marina fa tsara ny kisoa,nefa fady a-=sika zany
ka inona ary no antony mbola hinana sika kisoa.nefa ny baiboly efa nandrara ny fihinanana an'reny?
sady ny gasy maty ny enakisoa mintsy.
nga tsisy sa...
tohiny
novalian'i aina15 ny 11/01/2015 18:38
xxx
(
06/08/2005 19:20)
ny Mombamomban i Thiaé .
ny mpihira Thiaé dia tena malaza tokoa aty andafy indrindra fa any Gabon sy la Reunion de eto france ,satria dia matetika izy no miseho ao @ fahita lavitra aty ao @ ilay emision hoe fille TV vao t...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2005 20:07
aurora
(
06/08/2005 19:09)
ny Mombamomban i Mpihira Thiaé.
izy dia zazavavy tsara tarehy 16 taona sady tena manampeo be mihintsy ny nampalaza azy dia tany Gabon gasy ray gasy reny ny rainy dia andriamatoa charles Maurin poty ,ilay mpiandraikitra ny tarika Fe...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2005 20:07
rdjr
(
06/08/2005 07:46)
Angadrano
Maro ny olona no mitaraina amin'ny angadrano.
Indrindra fa ny lehilahy.
Betsaka ny fanafody sandoka mikasika azy io.
Mba afaka milaza ve ianao hoe inona no tena mahamby indrindra amin'ireny fanafo...
tohiny
novalian'i kukuto ny 26/09/2005 09:19
aristar
(
06/08/2005 07:40)
Fatal error & Not Found
Misy problème kely rehefa manidy session :
[b]Fatal error:
Cannot redeclare class db in /home/serasera/www/library/classes/ez_sql/ez_sql.php on line 0
[/b]
sy rehefa mijery ny momba azy :
[b]Not...
tohiny
novalian'i hery ny 06/08/2005 16:21
rdjr
(
06/08/2005 07:38)
MATOATOA
Tena misy hono izy io.
Arakaraky ny toetran'ilay olona fahavelony no mety hampitombona izany: izany hoe raha masiaka ilay olona ary mpanao vava be ary nanao zavatra tsy zakan'ny fiaraha-monina dia mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:17
rdjr
(
06/08/2005 07:28)
MAHALEO
Tokony mbola asiany fanin-telony ny fampisehoana an-tsehatry ry mahaleo ao amin'ny palais de sport.
Tena tarika milay manko ry zalahy ireny.
Sa ahoana ny hevitrareo ry havana aman-tsakaiza isany?...
tohiny
novalian'i mananjara ny 27/09/2005 14:50
