Fiantsoana mora Dago tsy nisy olana h@ zao

1. mikara ( 07/08/2005 11:07)
H@ zao aloha dia tsy misy olana ny fampiasanay ilay bonnesminute ity. Tarif local izany hoe 0.3cts/mn (neuf no operateur nay izao fa teo aloha FT) no miantso any dago ary azonareo arahina @ site france telecom ny consommation! efa nahazo facture zahay fa tsy nisy olana mihitsy (manaova demande facture detaillé fa gratuit io!!). Ilay @ carte ireny no mitsambikimbika be ny unité fa ity aloha mandeha tsara. 0811 65 07 07 ilay numero antsoina.
novalian'i satasol ny 11/11/2005 21:52
2. ainaheri ( 07/08/2005 21:19)
za mahita carte 5,80euro 70mn miantso any Dago
3. vatsimpanahy ( 18/08/2005 12:18)
ainaheri:

za mahita carte 5,80euro 70mn miantso any Dago




aiza no misy izany ry ainaheri


4. rurik ( 26/09/2005 16:20)
any france any no misy an'io any @pivarotra boky librery, izay aloha no henoko fa asa e!raha telephone fix no antsoina an fa raha portabl toa tsy mitovy ko toa lafolafo.
5. Nananie ( 27/09/2005 10:54)
lé vidina eny @ tavaratra ve ary in no anarany'lé carte? Izy io kou anie tô ao Paris sy ville lehibe ireny ihany n hahitana carte mora fa raha tsy izay dia 7 euros e!
6. vale ( 04/11/2005 15:29)
mba ifampizarako kely kou ity fa mahasoa : misy carte na 6 euros "sourire d'afrique" no anarany , misy 70mn!M/car!
7. mirabel ( 05/11/2005 18:02)
sao mba mahasoa "wengo" ato @ net no ahitana azy 7€ appels illimités sur france métropolitaine n° fixe ary 15€ un pays dans le monde au choix mbola illimité ihany koa aloa isam-bolana daholo ireo izany hoe abonnement mensuel
dia tandremo sao leo indray ny olona antsoana na mamboly coco eo ampiantsoana any dago e
8. satasol ( 11/11/2005 21:52)
mirabel>> ary to tsy misy Madagasikara le illimités no nahavoa azy ko, raha tsy zany milay be, fa misaotr aloha na de zany aza e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1114