Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pietro ( 01/08/2005 06:36)
Ho anao izay maniry ho namako
[i]faniriko ny mba hifandray amin'izay rehetra namana mety hanana fitiavana toa ahy izaho dia tsy dia nanana izany olotiana izany loatra azo isaina fa latsaky ny isan'ny ratsatanana ilany no mba niara... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 20:11
vegas ( 01/08/2005 00:55)
Raha vehivavy lisany de inona ny zava-nitranga?
Alefaso daolo ny hevitr'lisany fa mety ilain'ireo sipa reo. Ny ahy alou ra za sipa de nomeko hanina daolo ze noana rehetra e. Fa mila manasa tanana alou an.... tohiny
novalian'i deghany ny 12/09/2005 13:11
vegas ( 01/08/2005 00:54)
Raha lehilahy enao dia inona ny zava-nitranga?
Satria enao vevavy dia mba lazao anay oe ny nofinofinao ra lehilahy enao?... tohiny
novalian'i xxx ny 21/09/2005 22:54
vegas ( 01/08/2005 00:29)
Inona no tena tinareo sipa?
Raha ohatra ka oe mitovy tanteraka ny mombamomba azy roalahy (toetra,asa,fanana,...) fa saingy ny ray bogany dia ny iray mignon, iza no tinareo kay? [u][b]NB:[/b][/u][i]Atao oe mitovy na dia misy aza... tohiny
novalian'i ralthe ny 13/11/2005 05:57
ainaheri ( 30/07/2005 10:53)
Attentat
Na dia tsy mbola tontosa hatr@ farany aza ny fisamborana ireo mpanao ratsy dia hita fa miara miasa ny video surveillance sy ny mpitandro ka nahitambokany izany 2 herinandro taorin'ny drame, hany ka... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:51
hery ( 30/07/2005 10:53)
Ho an'ireo nisoratra anarana
Raha nisoratra anarana ianao ka tsy nahazo tenimiafina dia mety nisy olana tamin'ny fotoana nisoratanao anarana. Aza miverina misoratra anarana vaovao aloha fa mandehana ao amin'ny http://serasera.org... tohiny
novalian'i hery ny 06/08/2005 16:21
ainaheri ( 30/07/2005 10:42)
Colonisat°
Raha misy firenena otrany;G-B,FR,USA,sy ireo firenena hafa matanjaka milaza fa hanjanaka antsika,dia aona ny hevitrareo???... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 22:58
ann ( 30/07/2005 10:36)
anisany ko ve nareo?
maro ny milaza fa akamaroan'ireo firenena silamo dia mahery setra daholo . nefa misy ko ny miteny hoe : efa tsy rariny kosa ny manjo andreo de voatery mamaly tsy fidiny ry zareo . ary za ko mpomba a... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:28
nanourand ( 30/07/2005 00:20)
tiko ny vadiko fa raha toa izy misotro dia ahoana?
labièra ohatra.... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:05
DadaRabe ( 29/07/2005 16:53)
IRIKO...
IRIKO... Iriko ny hizara ireny mamy aminao, Ho entintsika miatrika izao tontolo izao... Sy ny setrasetrany. Tiako ny mba hiaraka midola aminao, Hanandramantsika izao rehetra izao... Sy ny re... tohiny
novalian'i loloniary ny 12/08/2005 05:22
ravatorano ( 29/07/2005 06:20)
Ny vaovao lehibe nambaran Atoa filoha Ravalomanana omaly
Raha tonga nanokatra ny SALAMA 2005 teo amin ny palais de sport Mahamasina ny Filoha Ravalomanana dia nanambara fa dia ho foanana ny hetra alaina amin ny fadi tseranana eo amin ny akora anaovana ny as... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 23:09
naritsimba ( 29/07/2005 06:15)
SALAMA 2005
Nisokatra omaly ny SALAMA 2005 na ny SAlon de l'Artisanat de Madagascar zay nokarakarain'ny Chambre de Commerce et de l'Industrie Antananarivo Ny nahagaga dia tsy voaasa tao ny Filoham-pirenena sat... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 23:17
naritsimba ( 29/07/2005 06:03)
Hasoavana
Hatao didipôtra 'ty bandy kely iray 3 taona! T@ izy mbola kelikely dia be tomany foana, ny fampitahoran'ny dadany azy dia avoakan'ny dadany ny fika be refa izy no mitaiza de ampitahoriny an'iny le... tohiny
novalian'i sasa ny 01/08/2005 10:48
joda ( 28/07/2005 21:04)
mbola tsy mahavita an'izao kosa ny gasy e
sokafy ity site ity www.dancehallreggae.com dia miditra photo avy eo..dia mazotoa e!!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 20:52
tsikyr ( 28/07/2005 19:55)
tsy mampino
zavatra niainako ty ka mety tsy hampino satria mifandraindray amin'le hoe l'amour n'a pas d'age iny iany.Vao 16 ans ny sipako ary za 19 ans tamin'ny tao amin'ny lycee iray,dia efa niaraka izahay.Matet... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2005 22:28
tsikyr ( 28/07/2005 07:38)
mampiova ny fitiavana v ny fisaraha-toerana?
io fanontaniana io mba tiako hisy hamaly azafady.... tohiny
novalian'i mangidy ny 13/09/2005 18:46
vatsimpanahy ( 27/07/2005 13:30)
misy fanahy ratsy ve ny vadiko?
2 taona izay no nivady ara-panjakana izahay mivady. Mbola tsy najao ny mariage religieux tamin'izany fotoana satria mba fanirianay ny hanao azy any M/kara dia mila manango-bola kely. Tamin'ny voaloh... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 21:29
johns ( 27/07/2005 12:11)
DINIKA, FANDRAISANA IREO NAMANA VAOVAO
MBA MANGATAKA RA-HERY ASIANA HOE : FANDRAISANA IREO NAMANA VAOVAO. Hanaovana présentation, salutation...... tohiny
novalian'i routa ny 04/08/2005 09:43
joda ( 27/07/2005 10:26)
manao ahoana tokoa ny commission bancaire raha mi retirer..
manao ahoana tokoa ny commission n'ny banky any amintsika raha maka vola par carte bancaire... tohiny
novalian'i zakony ny 20/09/2005 16:05
ainaheri ( 27/07/2005 09:18)
mety marina ve izany???
Ny leh hono raha ohatra ka mahavita ny adalany izy alohan'ny hanambadiany d hendry izy refa manana tokantrano,fa kosa hono refa tsy nahavita ilay sitrapo d manambady vao mivoaka ny hadalany... tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 19:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.825