mety marina ve izany???

1. ainaheri
(
27/07/2005 09:18)
Ny leh hono raha ohatra ka mahavita ny adalany izy
alohan'ny hanambadiany d hendry izy refa manana tokantrano,fa kosa hono refa tsy nahavita ilay sitrapo d manambady vao mivoaka ny hadalany
alohan'ny hanambadiany d hendry izy refa manana tokantrano,fa kosa hono refa tsy nahavita ilay sitrapo d manambady vao mivoaka ny hadalany
novalian'i fijo ny 09/08/2005 19:59

2. pika
(
27/07/2005 09:28)
na ny leh na ny viavy dia marina izany fa ahitsiko kely ilay hoe adalana aleo atao teny verindroa e adaladalana kely fa tsy be a
sao mantsy tonga @ ilay hoe antitra vao be ny tanora e
sao mantsy tonga @ ilay hoe antitra vao be ny tanora e

3. vaovao
(
27/07/2005 09:40)
ny fakampanahy d matetika ao antokatrano no miseho ka noho izany d mila mitandrina ny rht!tsy hoe rhf tsy nahita fiainana taloha d manondrana ,raha hay ny mitandrina ny voady d tsy misy izany!!d masina koa @ zay le hatao hoe fanambadiana!!fa tsy haitraitra koa le manambady e!

4. scorpion
(
27/07/2005 10:32)
honohono daholo io fa miankina amin'ny tsirairay sy ny fahaizany mifehy tena ihany.Ny fakam-panahy tsy ho lany na oviana na oviana.

5. isrine
(
27/07/2005 13:15)
tsy hoe mety marina fa tena marina. ny lehilahy no tena be mpanao izay. fa ny vehivavy misy ohatr'izany koa.

6. fijo
(
27/07/2005 20:44)
vaovao,"nahita fiainana"kay izany le fiainana????mety hilay koa izany an.za izany mba te hiaina.
mety marina io fa maro no efa hitako.
mety marina io fa maro no efa hitako.

7. lilbon
(
28/07/2005 05:30)
oay kosa le !
ary raha havadika de manome we
ny oll efa zatra nandehandeha talohan'ny fanambadiana
rehefa manambady de tsy mety tsony fa te hiova foana ??? de ahoana 8O8O8O
io tsiss we efa nahita natsia fa le fitiavana ihany io e!:P:P:P
fa raha tsy te haditra de tadiavo aloha le oll mety tena ahafolaka anao ara-pitiavana .:arrow:(l)(l)(l)
Tadidio fotsiny fa ao amin'ny couple de misy foana ny atao we
RAPPORT DE DOMINANT DOMINE!zany we misy mandefitra sy mpandresy!:twisted::twisted:

8. cocorie
(
28/07/2005 06:50)
matoa miditra ao anaty toka-trano de tokony efa ho conscient ny responsabilité ao : zany woe fifehezan-tena, fidèlité, izay koa ny atao woe fitiavana, matoa mivady angamba amiko satria nisy fitiavana tao. Tandremo fa tanana zatra mitsotra tsy afaka (sarotra)mivokina intsony en plus, sarotra ny miala amin'ny mahazatra

9. ari.malala
(
28/07/2005 07:04)
d'accord 100% @vaovao za! ny fakam-panahy d tsy maintsy misy foana na efa mpivady na mbola mpisipa, fa ny fahaizana manaja sy mitandrina ny voady sy fifanekena no tena tsara indrindra.

10. risamboanivo
(
28/07/2005 07:20)
Marina daholo ireo nefa koa ange ny leh tsy tokony hanao izany fa noho ny fifehezan'ilay iray azy koa ,no mahatonga zay nanao na dia izany aza e!
oh fotsiny hoe ny hasarota-piaro be loatra no manosika ny iray hitady fitiavana any an-kafa e!
oh koa hoe tsy dia firarahiana ilay vady loatra , izany hoe tsy fikarakarana tsara azy dia efa manosika azy hitady any an-kafa koa e!
amiko dia izao fotsiny e! ny fifampatokisana sy ny fandeferana no tokony hisy ao an-tokatrano na dia misy aza ny fakam-panahy rehefa matoky ny vadinao ianao dia izay ihany e!

11. lilbon
(
28/07/2005 14:23)
Io aloha matoa mivady de efa tia be e!
fa ny ela hono maharay 2 !
refa ela nivadiana ndray de lasa sokina mifankahita aretina de lasa misy tsy mahazaka de manomboka ny olana
fa ny ela hono maharay 2 !
refa ela nivadiana ndray de lasa sokina mifankahita aretina de lasa misy tsy mahazaka de manomboka ny olana

12. fasaly
(
28/07/2005 17:02)
raha amiko aloha de ny olona tsy nahita ditra talohan'ny fanambadiana de mety ao amin'ny fanambadiana izy no manao azy ka mety ho marina ihany, efa nahita cas zà fa vehiavy ndray ilay izy, fa de hatramizao mirifatra tsy mijanona mihintsy azony tsy nahita ilay fiainana maditra taloha de amin'izao vao azon'ilay hoe: crise d'adolescent dia lasa vielle folle, ny zaza efa misy ny tena tsy matotra amy fanambadiana sns..... ka aleo ihany manao be alohan'ny hanambady e!

13. xxx
(
28/07/2005 17:32)
fasaly >de refa manao be ndray de lazaina fa ratsy fitondratena io e ! aza vadiana sns ...
io dia arakaraky ny tsirairay avy na vavy na lahy
io dia arakaraky ny tsirairay avy na vavy na lahy

15. fijo
(
28/07/2005 21:41)
za koa efa nahita sipa ,avy dia nanambady,fa avy eo kosa neny an.hummmm rifatra mihintsy

16. isambilokely
(
28/07/2005 22:54)
Ny bandy aloha no tena hendry e ... fa ny sipa no tena gaigy be ary tena eo no mahadevoly ny sipa. Lavaka zatra idirana hono tsy mahazaka ny mahita zavatra lavalava ... ary sao dia harafesina ka sarotra diovina fa raha zavatra lavalava zatra lavaka dia tsy maninona fa ny manetsa be mbola ho avy.
Mbilo Raika
:lol: Youpiiiiiiiii
Mbilo Raika
:lol: Youpiiiiiiiii

17. vaovao
(
29/07/2005 04:09)
io ko nge mazàna le ety ivelany mihitsy no ratsy,tatahan'ny sasany na koa le namana lasa hifaninana, hoe leiry ary v mahazaka an'iny d za koa no tsy mba hahazaka e! d samy manao dhl nefa ny eny ivelany anie rhf tsy ho azony ihany ny fitiavana d ny poche no atao rovitra e! d le ao antrano ndray @ zay no miafy miaritra ny sisan'ny mpanataka, gaigy b!!

19. ari.malala
(
29/07/2005 06:32)
vaovao, zany no manjo refa tsy matotsaina ê! nga raha zakandrakoto d tsy maintsy zakanao na we vitandrabe d tsy mantsy vitanao? ny fidiram-bola samy manana ny azy d eo koa mitombona le we mahaiza mionona @ anjaranao ê! asoavy ny anao d mahaiza mifanaja d milamina sy mandeha jolie ny fianana! ary za miteny fa ny tanana zatra mitsotra anie lereto ka sarotra ny ammonkina anazy ê! sarotra anie ony ny miala @ mahazatra ê! ko manin raha tsy manao adalana d hendry hatr@ farany nefa? :)

20. mandrindra
(
29/07/2005 09:06)
misy zavatra tsy azoko aloha e, ahoana no lazaina hoe adalana e, ditra e no nataon'ny lehilahy. Na talohan'ny fanambadiana na mandritra na ao aorianany dia lalampiainana daholo ireny fa tsy misy izany ditra sy hadalana izany.