mety marina ve izany???
21. vaovao
(
29/07/2005 09:27)
lalampiainana @ ahoana kosa e! matoa ny olombelona nomena saina d hahaizany misafidy ny tsara sy ny ratsy ka na misy aza ny mena miraviravy rhf misaina alohan'ny hanaovanjavt d tsy maninn, izany oe rhf efa mba misy mamatotra ny tena eo @ fiarahamonina sy anoloan'Andriamanitra d mba mahay misaina, sady rhf manambady zany d efa fiainana hafa ndray fa tsy tokony hitsiriritra ny an'ny selibany tsony,sitrapo ny nanambady fa tsy noterena kosa angamba e!
22. xxx
(
29/07/2005 09:45)
Amiko manokana aloha sy ny zvtra hitako teo @ ny manodidina ahy zany an!dia ny leh rehefa maditra vao miaraka de maditra fona izy mbola tsy nisy fanam-badiana no efa naditra izy! tratra de nilaza fa tsy hanao intsony tonga ny l'an 2000 milaza izy fa efa mba l'an 2000 kosa izao e! efa mba miova aho...zao izy efa ho 2010 afaka 5 taona de inona ndray no ho lazaina???:cry:
23. mandrindra
(
29/07/2005 10:06)
vaovao, inona no atao hoe tsara dia inona no atao hoe ratsy? Izaho aloha tsy manaiky ilay hoe mamatotra ny tena eo amin'ny fiarahamonina ny manoloana an'andriamanitra fa fiarahan'olondroa io, ka ireo roa ireo ihany no mandray fanapahankevitra amin'izay ataony fa tsy ny fiarahamonina na andriamanitra mihitsy.
24. fasaly
(
29/07/2005 10:37)
xxx: misy mpka vady foana refa tonga ny fotoana sy anjara e! le fait hoe efa nahita ditra tsy maditra tsony refa manambady anie ny zava dehibe e! sady tsy voatery hoe ny olona nahafantatra anao hoe nanditra ihany no hety ho vadinao any aoriana fa mety olona tsy mbola nahafantatra anao.
27. fasaly
(
29/07/2005 14:11)
mandrindra:
lay naditra anontanio an'ilay mpametraka sizé ka!
fa mbo mamoka ny hevitro fotsiny zà, nilalao fitiavana be a
lay naditra anontanio an'ilay mpametraka sizé ka!
fa mbo mamoka ny hevitro fotsiny zà, nilalao fitiavana be a
28. mandrindra
(
29/07/2005 14:19)
nilalao fitiavana ve de maditra ? ny fitiavana anie zavatra iray tsara e. Noho izany milalao zavatra tsara ve dia lazaina hoe maditra ? Mahagaga ahy izany an.
29. fasaly
(
29/07/2005 14:33)
tapaka teo ka nilalao fitiavana be sy vehivavy be sy lehilahy be angamba na tsy haiko na niloka na na namonjy boite lava na nimamo lava na tsy haiko ka!
32. sahouly
(
29/07/2005 14:57)
Dia raha io lazain'ny ainaheri io no mitranga dia aiza ho aiza amin'izay ny fipetrak'ilay hoe tanana zatra mitsotra tsy afaka hivokona intsony e
33. mandrindra
(
29/07/2005 15:14)
ari.malala, kilalao daholo ny zavadrehetra satria ny fitondrantenan'ny zanakolombelona dia miova araka izay tranganjavatra na olona manoloana azy. Noho izany sahala amin'ny teatra io, ny scène miova dia miova ny rôle. Izany no andraisana azy ho toy ny lalao mba ahafahana miatrika azy amin'ny lafiny tsotra indrindra. Ny fitiavana izany dia kilalao, na ianao io aza dia milalo fitiavana, rehefa miresaka amin'ny vadinao ianao amin'ny mahavehivavy anao dia hafa ny fihestikao, amin'ny mahareny anao dia hafa koa ny fitondranao ny raharaha, mikasika ny havanao dia mbola hafa indray, mikasika ny havambadinao dia miova foana e. Dia ny fahaizana milalao izany rehetra izany (ao antin'ny tsiky) no atao hoe milalao fitiavana, dia lasa kilalao ny fiainana, dia lasa manja be satria ao antin'ny tsiky lalandava.
34. ari.malala
(
01/08/2005 06:16)
:) fa iza no miteny @ Mandrindra fa i ari.malala manambady? :) marina daolo ny voalazanao ê! :)
35. vaovao
(
01/08/2005 09:31)
hanazava le tsara sy le ratsy ary za e!tsara ny toetry ny anakiray rhf mahatandrina ny voadiny izy, ohatra hoe "hijanona marina aminao irery ihany mandrampiavin'ny fahafatesana" ra taterany io d tsy misy tsara toy izany fa raha hoe mijanona nefa sady manao koa etsy @ tsy hitan'le vady maso d zay le ratsy zay! azonareo v!manao fitanandroa e!
37. mandrindra
(
02/08/2005 09:12)
raha toa ka nisy io voady io dia marina izany, fa saingy tsy nanao io fifanekena io daholo ny mpifankatia rehetra.
Fanontaniana tohiny ry vaovao : moa ve izay voalazan'ny vava dia tanteraka avokoa?
ari.malala, hay tsy manana indray ianao an ! aza atao misy mahita eo fa efa mihagravy anie e.
Fanontaniana tohiny ry vaovao : moa ve izay voalazan'ny vava dia tanteraka avokoa?
ari.malala, hay tsy manana indray ianao an ! aza atao misy mahita eo fa efa mihagravy anie e.
38. fijo
(
03/08/2005 21:45)
vaovao,"mahatandrina tsara ny VOADINY .."
raha esorina ,y "a",lasa hoe "mahatandrina tsara ny vodiny izy.mbola fahendrena ihany izay.
izay tokoa ve ary no atao hoe fahendrena???
raha esorina ,y "a",lasa hoe "mahatandrina tsara ny vodiny izy.mbola fahendrena ihany izay.
izay tokoa ve ary no atao hoe fahendrena???
39. ari.malala
(
08/08/2005 12:00)
mandrindra, ny inona no aza atao misy mahita? ko zany no fahamarinana ko! :)
fijo, fa manin ny vodiny no mila fitandremana?
fijo, fa manin ny vodiny no mila fitandremana?
