tsy mampino

1. tsikyr ( 28/07/2005 19:55)
zavatra niainako ty ka mety tsy hampino satria mifandraindray amin'le hoe l'amour n'a pas d'age iny iany.Vao 16 ans ny sipako ary za 19 ans tamin'ny tao amin'ny lycee iray,dia efa niaraka izahay.Matetika misy ny ady sy ny fiavonavonana nelanelany eny,nefa tsy nampiova ninoninona mintsy.Lasa nianatra taty an-dafy za ary mbola niaraka iany zahay,na dia nijanona tatny Dago aza izy.Niverina za apres 2 ans mbola norme tsara ny fiarahana ary mbola niha matotra kokoa angamba.Tsy haiko oe norme ve zany sa zany no atao hoe anjara?
20ans izy amin'izao ary za 23 ans,tsy hay na hivady alo natsia e!
novalian'i fijo ny 04/08/2005 22:28
2. fasaly ( 28/07/2005 20:08)
norme be zany kou! nare mifankatia foana na mifanalavitra aza, ny taona ao tsara tsisy olana...efa ela no niaraka ka inona no iandrasana, mivadia amzay fa sao de efa fotoany izao, sao mantsy lasan'i olona any lavitra any izy.
3. ainaheri ( 28/07/2005 20:10)
logique be izany raha hainareo ny mamehy ny
atao hoe fitiavana ny fifandeferana sy fifampitokisana ary ny fifanajana...
4. fasaly ( 28/07/2005 20:40)
ainaheri:
zay mintsy lay fepetra e! raha ireo no tanteraka de norme foana fa de hanao jobilim-panambadiana foana.
5. Lov ( 28/07/2005 20:42)
Zany mba mba manome courage, fa le resaka tao @loha-hevitra iray < fisarahan-toerana ...> io ohatsan'hoe nahakivy sy nahalasa fisainana kely ny tary !
6. xxx ( 28/07/2005 20:47)


ozy oe "ny fitiavana manarona ny ota rehetra"

nareo roa zany samy mifanarona ny otanareo rehetra any ka samy mahazaka satria samy manao donky norma tsara zany
7. fijo ( 28/07/2005 21:34)
norme rehefa tsy mbola misaraka ka
8. ari.malala ( 29/07/2005 06:44)
tsara izany fa tohizo ny fifankatiavana sy fifampatokisana ê! d mirary soa ê! :)
9. scorpion ( 29/07/2005 07:05)
tsy mampino ahona koa aza
10. booboo ( 29/07/2005 07:30)
Tsikyr >fa aôna ny norme dé refa aôna no tsy tokony ho norme tsony ? Miankina aminao sy miankina aminy ihany ny mampaharitra an'io na tsia
11. Mifenty ( 29/07/2005 07:49)

misy refy oe entre zao s zao santimetatra de norma,

ra mihoatra ny zao santimetatra de or norma

d ra latsaka ny zao santimetatra de maika tsy norma.
12. mamzelkely ( 29/07/2005 08:52)
inn ndray ary mo no tediavina mihoatra anzany tohizo fôna ny fifankatiavana fa maharitra ny fitiavana refa nisedra zvt bestaka toy izany!!!=D
13. mandrindra ( 29/07/2005 09:00)
Tohizo fa tsara
Mety ho izay ny lahatra sy anjara
Ny fifampitokisana
No ho fandriana hitsalanisana.
14. vaovao ( 29/07/2005 09:33)
velezo ny vy ary dieny mafana e! atero le zvt, d mifanambadia @ zay f'efa norme le izy zany ko!!
15. xxx ( 29/07/2005 16:05)
Dia tohizo hatrany ary ny fifankatiavana eo aminareo e !
16. vaovao ( 30/07/2005 04:10)
d ampahafantaro ny be sy ny maro koa raha azo hatao aoriana mba ho fitaratry ny hatao hoe mpifankatia e!
17. fijo ( 03/08/2005 21:35)
raha olana aminao aloha le izy dia hialao e
18. lilbon ( 04/08/2005 04:33)
tsara be !tena tsara be !
hisaory andriamanitra nanome anareo fitiavana tsy mety maty !:):)
19. vonimboasary ( 04/08/2005 07:36)
Tena tsara e!
midika izany fa tena matotra tsara ilay fitiavana
nefa za mirary soa ny hitohizany hatrany @ ny farany e!aoreno dieny izao ny ho avy e! ataovy matotra e!
20. fijo ( 04/08/2005 22:28)
ka toa atahorany indray le izy ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1842