Raha lehilahy enao dia inona ny zava-nitranga?

1. vegas ( 01/08/2005 00:54)
Satria enao vevavy dia mba lazao anay oe ny nofinofinao ra lehilahy enao?
novalian'i xxx ny 21/09/2005 22:54
2. red ( 01/08/2005 08:11)
De maniry ny mba ho vehivavy koooo
3. booboo ( 01/08/2005 12:15)
raha mba zà no lehilahy
dé mba nirotsaka ho soldat
refa tonga ny @ 10
lasa manenjika reo ...vorondolo mou ?
4. ari.malala ( 01/08/2005 12:35)
booboo ,hita mintsywe wcout! :)
5. booboo ( 01/08/2005 12:45)
:°)
6. fijo ( 03/08/2005 22:01)
ary raha i ari malal no lehilahy?
7. Papoose ( 09/09/2005 18:36)
vegas:

Satria enao vevavy dia mba lazao anay oe ny nofinofinao ra lehilahy enao?

zah zao efa lehilahy tapany ka mba manonofy ny ho lehilahy tanteraka. :D

8. xxx ( 21/09/2005 22:54)
raha izao ny lehilahy?????? ny tiko ho fantatra dia le sensation rehefa mipenetra le bibity rehefa manao firaisana, dia rehefa miejecule. sady tsara le tsy misy regle isambolana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8743