Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i DadaRabe, milahatra araka ny daty
DadaRabe ( 26/01/2009 21:17)
RIVO-PANDRAVA
RIVO-PANDRAVA Raha ny fandrobana sy ny fandravana, Mitondra dinamita, manapaka tetezana, No lasa ho filamatra, hitondra ny tanàna Dia tena kivy aho fa sarim-pahaverezana, Tantara efa naloa, ... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:49
DadaRabe ( 26/01/2009 21:12)
RIVO-PANDRAVA
RIVO-PANDRAVA Raha ny fandrobana sy ny fandravana, Mitondra dinamita, manapaka tetezana, No lasa ho filamatra, hitondra ny tanàna Dia tena kivy aho fa sarim-pahaverezana, Tantara efa naloa, ... tohiny
DadaRabe ( 20/02/2008 21:33)
MILA FITIAVANA (eritreritra momba an’i Madagasikara)
Miarahaba, Tsy ho lava resaka aho fa ny eritreritra manitikitika ny saiko no ambarako. Matetika aho rehefa miresaka aminareo namana, na mifanatrika , na an-telefaonina, na amin’ny internety ka m... tohiny
novalian'i DadaRabe ny 26/02/2008 23:44
DadaRabe ( 19/07/2007 16:47)
ASA SY FITIAVANA
ASA SY FITIAVANA Fa raha tsy misy intsony hitia ny mahagasy, Afa-ts'izaho sy ianao dia izy koa angamba? Dia hihombona isika, fa tsy hilasilasy, Hamerina indray, 'lay habakaba-manga. Dia ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/07/2007 07:46
DadaRabe ( 09/07/2007 14:03)
MIASA ! MIASA IHANY !
Miarahaba, Rehfa nijery ny zava-misy tany ho any aho ry akama isany dia izao no mba hitako : Miasa, miasa ihany no ilaina. Mampiasa saina, mampiasa vatana. Miasa é ! DadaRabe MIASA ! MIASA IHA... tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/07/2007 02:21
DadaRabe ( 29/07/2005 16:53)
IRIKO...
IRIKO... Iriko ny hizara ireny mamy aminao, Ho entintsika miatrika izao tontolo izao... Sy ny setrasetrany. Tiako ny mba hiaraka midola aminao, Hanandramantsika izao rehetra izao... Sy ny re... tohiny
novalian'i loloniary ny 12/08/2005 05:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284