Inona no tena tinareo sipa?
1. vegas
(
01/08/2005 00:29)
Raha ohatra ka oe mitovy tanteraka ny mombamomba azy roalahy (toetra,asa,fanana,...) fa saingy ny ray bogany dia ny iray mignon, iza no tinareo kay?
NB:Atao oe mitovy na dia misy aza ny toetrana mignon sy ny toetrana bogany lol
NB:Atao oe mitovy na dia misy aza ny toetrana mignon sy ny toetrana bogany lol
novalian'i ralthe ny 13/11/2005 05:57
4. akamatiana
(
01/08/2005 16:35)
ze mifanentana aminah no tiako , na toetra na innn:), de ze tena tia anah kou no tena tiako:):wink:
13. tsikyr
(
11/08/2005 12:54)
efa hisy zao ny olona tena mitovy satria efa ao anatin'ny tonton'ny mondialisation tsika:lol:toa tsisy ifandraisany mintsy zany resaka zany rh azoko tsara.:lol:
15. foufoune
(
15/08/2005 13:02)
tsy azoko mihintsy e ! tsy possible hisy olona hitovy zany na kambana ary ataoko angamba fa samy hafa be mihintsy ny toetrana ! ka ny ahy an ! mmmhhuunnn ! ny toetrany aloha no tena jereko zay vao ny bogany sy mignon any ! rehefa manalika kosa ve na bogany be ary atao inona ko !
16. fijo
(
15/08/2005 21:58)
foufoune an ,ka le toetra anie rehefa ao vao hita e,fa le bogany aloha no misarika