Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
namanadago ( 03/08/2005 13:42)
Fisoratana anarana
Araka ny efa nolazaina tamintsika dia efa misoratra ny fisoratana anarana hidirana ho mpikambana ao @ Namana eto Madagasikara. Alefanao ao @ mailaka namanadago@yahoo.fr io fisoratana anarana io na ma... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:33
booboo ( 03/08/2005 13:31)
tantara : hadino ve sa tsy misy miraharaha intsony ?
ny t@ 31/07 hifoha 1/08 1985 ohatra fotsiny. Mba nitady t@ gazety aho fa tsy nahita na article iray aza ...... tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:18
xxx ( 03/08/2005 11:27)
Nalaina tao am mombamomba an'ambondrona
Nalefan'i [ jarry ] - Daty : 03/08/05 01:57:35 slt daolo eh! sao de efa misy manana tonon'ny album 3 nareo eh? de misaotra eh! ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 20:18
LazaRandri ( 03/08/2005 00:22)
Mankafy ny fiainana
Resaka mpanjono an-dakana (lakana): sy mpanjono manankarem-be amin'ny sambo (sambo): (sambo): Maninona ianao raha mindram-bola dia mividy sambo? (lakana):Dia atao inona? (sambo): Anjonoana dia mb... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/08/2005 21:14
mandrindra ( 02/08/2005 15:31)
Inona no mahamenatra ?
Nisy lohahevitra iray nanombolka io resaka io atsy ambadika atsy ka mba tiako ho tohizana kely. Samia hoe milaza izay mahamenatra azy amin'ny tenany ka tsy tiany ho hitan'ny olona. Inona ny antony? Ao... tohiny
novalian'i deghany ny 12/09/2005 10:34
mamzelkely ( 02/08/2005 15:06)
masiso...
nisy mpivady hono zany hande hanao vakansa any amérique nefa manana biby roa ry zareo de: ramanavy sy putois. ts foindry zae hajanona nefa reo biby reo de nitady fika ry zareo mba hitondrana azy. hoy... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/09/2005 16:59
bichette ( 02/08/2005 14:12)
ny fototry ny merina, ny sata sns
mba avy aiza marina e ! ireo fomba toy ny didipoitra, ny malabary, ny famadihana sns... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 21:34
piff ( 02/08/2005 14:02)
vady mariazy
Hono ho ah, refa vita mariazy tany ampiangonana ve de tsy mahazo misaraka intsony fa efa tena iny zany no anjara sa mety hoe diso safidy fotsiny t@ iny fa mety olona hafa no tena anjara?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 21:51
booboo ( 02/08/2005 12:35)
Moramora
Ahoana no fahazoanao an'io fomba fiteny mampalaza ny malagasy io ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:56
bbn ( 02/08/2005 11:46)
amiko manokana
amiko manokana ny fitiavana dia maro loko ka ny fahaizanao mandrindra sy mandamina ny loko ihany no erany ka raha ataonao amin-ny fo ny fandrindrana,na ianao aza tsy ny sanganasanao. ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:02
bbn ( 02/08/2005 11:36)
ny fitiavana
ny tena fitiavana anie, hono, mantsy dia mandrakizay voafatotra tady tsy tapaky ny antsy ny fo mifandray ny nofy ampitain'ny fo te hiray toa heno kokoa raha toa ka fitiavana mandrakizay no mameno n... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:03
gasym1 ( 02/08/2005 04:53)
FIHAONAN'NY FIANAKAVIANA ATY AMERIKA AVARATRA
nY GASY M'1 dia manolotra anao ny [b]Fihaonan’ny fianakaviana aty Amerika aVaratra (FAV) ny 03-04 SEPTEMBRA ho avy izao aty Québec city.[/b] Fiarahan’ny mpianakavy no tanjona ka toa izao ny ... tohiny
jajaf401 ( 02/08/2005 04:25)
RIRININA NY ANDRO
Ririnina ny andro :ka na namono télé aza hadino; Rehefa nieritrerita ny mbola hijery télé avy eo am-pandriana zaho dia nony nafana dia hadinoko daholo izay rehatra tokony mbola hatao alohan'ny hat... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:50
nanourand ( 02/08/2005 01:24)
iza no tsy mahatadidy ny olontiany voalohany intsony?
Na koa hoe iza no mbola tsy mahala ampò, ny olona tiany voalohany indrindra? matetika hono mantsy dia tsy hadino mihtisy io! Ny ahy tiko raha mifankahita amiko indray izy kah lasa ho namako, tena ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 19:52
vegas ( 02/08/2005 00:52)
inona ny tena hevitr'ity dinika ity?
tsy azoko fa miala tsiny... tohiny
novalian'i bozimanga ny 16/09/2005 13:22
jajaf401 ( 01/08/2005 19:46)
Maty Mamela Mamy!
Raha tiana ny hira iray nefa ny olona(artiste) namorona azy efa tsy eo intsony, de ho ferana ve ny sentiment rehefa mihaino an'ilay hira satria hoatry ny mamoha fotamandry. Sahirana zaho............. ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 04:40
LouAnne ( 01/08/2005 19:16)
mitady tonokira "diampenina" par SPY-D
kikou doly , mba mitady tononkira "diam-peniko" na "diam-penina" mpihira " SPY-D , dia misaotsa anareo rehetra mialoha .:-*... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 20:50
xxx ( 01/08/2005 15:38)
Ahoana no fomba hanadinoiko ilay "amour de jeunesse-ko"
30taona aho izao, ary miara-mipetraka amin'olona mifampizara fiainana amiko efa ho valo taona, sady tiko no tia ahy koa! Hivady izahay ato ho ato, kanefa ao ambadika ny fahasambaranay dia misy zavatr... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:04
joda ( 01/08/2005 12:15)
tsy tsikéra be fahatàny fa maso mahita e....
tsy izany fa momba ny présidentsika sy ny protocole e..mbola ho ela aiza ve rey olona efa ho 4 taona no teo @ fitondràna mbola manao tu ny président chirac..indraindray mandray olona ambony... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:44
naritsimba ( 01/08/2005 09:45)
LABOZIA
Indray andro tao @ tananan'dry Masera no niseho ny tantara. Isaky ny alina dia misy mandoa foana @ ireto Masera. Mahana ilay lehiben-drizareo fa hoe misy bevoka @ ireto Masera ireto ka nanapa-kevi... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/08/2005 15:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8132