Fisoratana anarana

1. namanadago ( 03/08/2005 13:42)
Araka ny efa nolazaina tamintsika dia efa misoratra ny fisoratana anarana hidirana ho mpikambana ao @ Namana eto Madagasikara.
Alefanao ao @ mailaka namanadago@yahoo.fr io fisoratana anarana io na manantona mivantana ireo mpiandraikitra rehefa misy fihaonana.
Ilaina ho voasoratra ao ny :
1 - Solon'anarana voasoratra ato @ namana.serasera (pseudo inscrit)
2 - Fanampin'anarana (Prénom)
3 - Adiresy
4 - Fifandraisana (Contact rapide)

Fanamarihana :
- Ny 2 - 3 - 4 dia tsy voatery omenao nefa tsara ihany raha feno ireo.
- Raha mila fanazavana dia antsoy ireo laharam-pinday voasoratra atsy ambadika
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:33
2. Veloo ( 03/08/2005 16:17)
o ry namandago a... fa angaha eto tsy efa mety? to betsaka lotra indray zany fisoratana anarana zany kle :-D:-D:-D:-D
3. fijo ( 03/08/2005 20:48)
veloo,misy statut ny any mada ka tsara kokoa raha misy io fisoratana anarana io;ary hiaraha mahita koa fa ry zareo any no tena manao hetsika sy zavatra mero,ka tsara raha mba asiana,fitsipikamitantana ny fikambanana
4. fijo ( 03/08/2005 20:48)
fa ilay izy ve ,natao hoan'izay ao mada ihany?
5. lo ( 04/08/2005 02:18)
d efa soraty any ny anarako zany ry namanadago a, to efa anananareo iany ny contact-ko rah tsy diso za, d mirary soa ho antsika sahady e
:)
6. LazaRandri ( 04/08/2005 03:05)
Mba anokafy mailaka sy "mailing list" ao amin'ny sersera_teboka_org ry zareo Ramose Eugene a. Sa tsy misy efitra intsony?
7. ravatorano ( 04/08/2005 05:30)
misaotra ry namanadago ah
azaadino ny manoratra ny anarako any eh
1 ravatorano
2 pierrot
3 andoharanofotsy
4 efa hainaareo ao ihany eh fa tsy tafavoakako eto
^:^^:^^:^
8. fijo ( 04/08/2005 22:01)
ary tsy nisy namaly le fanontaniana le
9. notron ( 05/08/2005 11:27)
Tsy natao ho an'ny namana mipetraka eto Madagasikara irery ity fa ne ireo izay mandalo eto koa aza.
Izay tsy ho eto mihintsy ange na ny tonga eto ihany fa tsy hita dia tsy hita ihany koa izay ho tombony ho azy na manoratra anarana aza izy e!
Izany hoe fikambanan'ny hita maso io fa ny namana rehatra dia efa mpikambana ato @ namana.serasera.org
10. naritsimba ( 05/08/2005 11:42)
Dia manentana antsika rehetra izany ô!
11. glou ( 05/08/2005 14:43)

zahay mou zany tonga de voasoratra d' office ?
12. Veloo ( 05/08/2005 17:03)
ny ahy ndray tsy office ka:-D:-D:-D
13. fijo ( 10/08/2005 22:06)
izay vao mazava
14. ravatorano ( 06/09/2005 10:01)
aiza ihany nareo hisoratra anarana eh
ny efa voasoratra sy nangataka hisoratra izao dia
i glou, naritsimba, mimich, lo, herylo, voahirana, aidan patou, mangomboka, notron, six, poupounessana, nirijimka, jaya, mcz, diosezy, arimalala, ari.malala, sourire05, froll, hasiniony, nyeja, clairehari, froll......... namanadago !

miandry anareo namana sasany ry zareo ao amin ny birao eh


Nahitsin'i lanto
15. Kotity ( 06/09/2005 18:44)
azafady indrindra mba azavao kely amiko hoe: inona no antony hisoratana anarana? efa namaky in betsaka za fa tena tsy mety azoko, lasa mpikambana ve zany de manin avy eo? sa zay fotsiny?
16. jajaf401 ( 06/09/2005 19:38)
sorato kou nenahy de amin'ny afara zaho manontany ny antony!:-D:-D:-D:-D
17. ravatorano ( 08/09/2005 06:01)
kotity
18. Kotity ( 08/09/2005 08:06)
ok, ravatorano reçu 5/5. Soraty ao kou zany za. De miandry vaovao avy aminareo.
19. chipie1 ( 08/09/2005 12:05)
kotity > njy iany no manoratra any :-P
20. Kotity ( 08/09/2005 15:09)
kay ve e, =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1989