FIHAONAN'NY FIANAKAVIANA ATY AMERIKA AVARATRA

1. gasym1 ( 02/08/2005 04:53)
nY GASY M'1 dia manolotra anao ny Fihaonan’ny fianakaviana aty Amerika aVaratra (FAV)
ny 03-04 SEPTEMBRA ho avy izao aty Québec city.


Fiarahan’ny mpianakavy no tanjona ka toa izao ny fandaharam-potoana :

Asabotsy 03 septembra
Amin’ny 01 ora hariva: Lalao tennis double sy Pétanque doublette
Fandraisana anjara : 5$/personne (tennis+pétanque). Marihina fa misy parc azo ilalaovan’ny zaza madinika eny an-toerana

Ny asabotsy alina : Alim-pandihizana ahitana concours de danse des jeunes, rock ‘n roll ary valse.
Vidim-pidirana : 5$/adulte, 3$/enfant (- de 12ans). Marihina fa misy sakafo sy zava-pisotro ho amidy ao an-toerana

Alahady 04 septembra
Bold text10h00 : Lamesa iraisam-pinoana
12h00 : Pique-nique Géant eny amoron-drano (misy azo hanaovana volley, kayak, pedalo, natation,…)
Fandraisana anjara : 5$/adulte, 3$/enfant (- de 12ans). Marihina fa ny sakafo dia efa tafiditra ao amin’io fandraisana anjara io fa ny zava-pisotro no samy mitondra ny azy.

Ho antsika izay hanatrika ny fotoana rehetra dia mila misoratra anarana farahatarany ny alarobia 31 août 2005 amin’ity adiresy ity: gasym1@yahoo.ca

Manantena ny fahatongavantsika marobe fa ny firaisana no hery ary izay mahavangivangy tian-kavana e!.

Tsy ho ela ny fanazavana fanampiny :D

2. xxx ( 02/08/2005 08:18)
Ho tonga ao zany isambilokely? :-D
3. jajaf401 ( 02/08/2005 10:27)
Zahay aloha tsy afaka fa aty Amerika atsimo zahay zao!:-D
4. Veloo ( 02/08/2005 15:50)
tssssssssss lavitra be zany kle ...:wink: Ary ny amerika ampivona angaha tsy misy kle?
5. fijo ( 02/08/2005 20:10)
mahereza e.zara aza misy an'izany hiarahana;
6. cutie ( 02/08/2005 23:58)
tsy handeha ve njy veloo, za nefa mba saika nanantena an-jy . :wink:
7. Veloo ( 03/08/2005 16:18)
cutie kely oooo, tsssssss lavitra aky a raha fivoriana eny ampivona dia mety mba efa akaiky :-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. fijo ( 03/08/2005 20:10)
ndao alaina i veloo e
9. cutie ( 03/08/2005 21:34)
fijo ndao marina :lol:
10. fijo ( 04/08/2005 21:13)
dia efa miandry ao enao izany ry veloo an
11. Veloo ( 05/08/2005 16:42)
cutie a :-D:-D:-D njy ve ande?
fijo a tsssssss njy ary andakira be ary ko aiza ko no andehana-ndry any :-D:-D:-D
12. cutie ( 06/08/2005 03:16)
veloo :wink: handeha za fa alainay any njy wa fa aza mihetsiketsika any :-P
13. falguiere ( 06/08/2005 20:54)
dia ahoana izany aty amerika atsianana, dia tsy mahazo tonga izany:oops:
14. lamina ( 07/08/2005 15:57)
ka hono ho aho ri zareo rahoviana ny gasy no mba hiaona any dago:roll:
15. cutie ( 08/08/2005 03:20)
refa mifanena any de mihaona na aiza na aiza. :roll::}
16. Veloo ( 08/08/2005 17:43)
cutie a eny ary mianjy anjy za an....:-*:-*
falquiere a tsy misy manakana anao ny tsy ande any oooo:-D:-D:-D
lamina a rehefa manambotra fotoana nareo dia tonga zahay ka :-D:-D
17. fijo ( 08/08/2005 21:02)
veloo hoavy any ah wa
18. Veloo ( 10/08/2005 18:10)
fijo a eeeeeeeeiiiiiiiiii de ahona ko? :-D:-D:-D tongava fa miandry zahay e
19. steeeel ( 28/08/2005 18:50)
ôtrin ny fré makany fa to ankafizinay zany gasy dorizina tavaratra sy amerikana izany
20. Veloo ( 29/08/2005 20:00)
paris-New york $300 raha mahay mitady ao interno :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1382