FIHAONAN'NY FIANAKAVIANA ATY AMERIKA AVARATRA
22. Veloo
(
30/08/2005 13:50)
cutie a,
te ande tokoa moa izaho zany fa tsssssss be adidy e...Njy mandana an.. bonvoyage ianareo izay mijanona :-D:-D:-D:-D
te ande tokoa moa izaho zany fa tsssssss be adidy e...Njy mandana an.. bonvoyage ianareo izay mijanona :-D:-D:-D:-D
25. Veloo
(
14/09/2005 19:40)
cutie tssssssss ahona koa retsy zany a za zao mba nanantena anjy hiresaka eto :-D:-D:-D
heri a tsy lasa natavy be tao doly ve nareo? :-D:-D:-D
heri a tsy lasa natavy be tao doly ve nareo? :-D:-D:-D
26. Herimiafina
(
14/09/2005 20:38)
Sady nihinana no nanintsana kely koa e.
Sady nanao spaoro, nandihy, nikaly bonne be, ni-dodo, nivavaka, ni-piknik.
Sady mba niova decor e, mba mijery sipa manja nouvel arrivage dernier cri (for rent fotsiny fa sold out).
:-D:-D:-D:-D
Nahazo 1lb mahintsiny mila akanjo an.

27. Veloo
(
14/09/2005 20:59)
Hery a :-D:-D:-D efa lasan'ny hafa angaha no sold out kle :-D:-D:-D tsy nahatratra ndray zany njy :-D:-D
28. Herimiafina
(
15/09/2005 00:51)
Ka manjary ratsy koa anie raha mi s'engage amin'izany fa le izy jerena fotsiny no tena favy e, andefasana imagination fantasmique kely e.:-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina
(
16/09/2005 03:21)
Ka tsaratsara kokoa hono ny ''plaisir intellectuel'' noho ny ''plaisir charnel'' kou, hzy le mpanoratra favy be izay.
Dia mba nampiasa plaisir ny saina aho tamin'iny indray mitoraka iny.
Tena mitondra mody marina le maso mijery an, sarisary mahafinaritra, film amboarina amin'ny tena izy-ny saina.:-D:-D:-D:-D = fantasma be...