amiko manokana

1. bbn
(
02/08/2005 11:46)
amiko manokana ny fitiavana dia maro loko ka ny fahaizanao mandrindra sy mandamina ny loko ihany no erany ka raha ataonao amin-ny fo ny fandrindrana,na ianao aza tsy ny sanganasanao.
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:02

2. rdaniella
(
02/08/2005 12:44)
Ny fitiavana dia afo mandoro, ka raha tsy mahazaka ny mafy tsy tokony hidirana, ny fitiavana ihany koa dia tsy toy ny kilalao, ka hoe anio tia, fa rahampitso misolo hafa, Ny fitiavana dia mila fisainana sy fandinihina tsara sao lasa fitia diso fiantefa. Koa noho izany dia tsara ny mifampizaha toetra alohan'ny hifankatiavana, satria ny fitiavana dia tokony hisy tanjona hatrany!!!!

3. ari.malala
(
02/08/2005 14:59)
marina daolo izany! Ary tena mahay fitiavana daolo ny namana ato an! =D=D=D=D

6. fasaly
(
02/08/2005 17:20)
ok: miombonkevitra amin'i radaniella koa zà tsy misy hanampiana sy hanesorana.

7. lilbon
(
03/08/2005 11:28)
za tsy miombon-kevitra kle !
ny fitiavana marina fa tsy kilalao anefa ny fitiavana de tsy voafetra fa androany tia de tsy ho tia olon-kafa tsony ve ?
refa tonga ny fitiavana tsy hainao we iza no (l)hiantefan'izany ,fa nareo zany refa manan-olon-tiana de miafena de tapeno ny maso :@:snif:fa ny maso manko adala ka sao voan'ny coup de foudre zay vao gaga!:?::roll:
ny fitiavana marina fa tsy kilalao anefa ny fitiavana de tsy voafetra fa androany tia de tsy ho tia olon-kafa tsony ve ?
refa tonga ny fitiavana tsy hainao we iza no (l)hiantefan'izany ,fa nareo zany refa manan-olon-tiana de miafena de tapeno ny maso :@:snif:fa ny maso manko adala ka sao voan'ny coup de foudre zay vao gaga!:?::roll:

8. fasaly
(
03/08/2005 14:06)
libon:
lay coup de foudre kosa tena enjana be ka, tena manindrona (l) be mintsy.
lay coup de foudre kosa tena enjana be ka, tena manindrona (l) be mintsy.

13. ari.malala
(
04/08/2005 08:37)
fa maninonano hotampenana ny maso? :-D ko raha latsaka any anaty lavaka d aôna? :-D

17. bbn
(
08/08/2005 10:56)
Ekeko fa miovaova ny zava-misy ary ny tsara tsy ho lany,ny olon-tianao izay noheverinao ho tsara anio rahampitso mety tsy ho tsara intsony,de hiova olon'tiana isanandro ve?De lasa kilalao zany le fitia,de tsy fitiavana tsony zany fa lasa CHASSE,de ahoana raha CHASSEUR roa no mihaza gibier iray,tsy ny chasseur ndray ve no mifamono de lasa herisetra sy violence be le izy k'anefa hoe fitiavana no tedavina ary ny tena grave de mety ny chasseur ndray no lasa gibier raha sendra ny tena fatsora noho izy.....DE AHOANA NY TOHINY?TSY ALEO VE MANAJA NY OLON'TIANA TOY IZAY HANENJIKA NY MANJA ISANANDRO E,avy eo anie sady vaky vava no tsy nahazo azy no mbola lasa ihany koa ny tamana an'trano e.Hevitra ihany ny ahy an.

19. Veloo
(
10/08/2005 18:56)
fijo a izay maharitra mahazo valiny tsara fona... ho hitany eo fona rehefa manaja azy enao miverina eo fona izy.:roll::roll: