Maty Mamela Mamy!

1. jajaf401 ( 01/08/2005 19:46)
Raha tiana ny hira iray nefa ny olona(artiste) namorona azy efa tsy eo intsony, de ho ferana ve ny sentiment rehefa mihaino an'ilay hira satria hoatry ny mamoha fotamandry. Sahirana zaho.............
novalian'i fijo ny 03/08/2005 04:40
2. fasaly ( 01/08/2005 20:12)
ho ferana ahoana ny sentiment fa tsy azoko???...
tsy mamoha fotamandry izany rehefa mihaino hira kanefa ny namorona azy tsy eo intsony e! de ahoana fotsiny ireny misy mpka tahaka ireny zany? tena mamoha fotamandry be mintsy zany, ohatra lazaiko i Elvis Presley zao, iza no tsy mi -imiter azy amin'ny fanozan'ireo mpakafy hommage azy. Aza manahy fa henoy tsara raha tian'i toi lay hira e!
3. fasaly ( 01/08/2005 20:14)
fanomezana hommage io an! fa tsy fanozan'ireo...
4. fijo ( 01/08/2005 21:12)
fitiavana ilay mpihira izany ka tsy olana e
5. kally ( 02/08/2005 06:51)
Oaay! avelao r'ise ny santimaka hiakatra fa aza fehepehezina a! aza mivaky saina am'zay mety ho kôzian'ny olona fa very am'zany an!:wink:
6. fijo ( 03/08/2005 04:40)
sady mety hampitsangana ny efa lasa koa izay an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5214