Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaRandri, milahatra araka ny daty
LazaRandri
(
29/06/2006 01:12)
Ambaratonga ambony ambany!
inona marina no mba tena vokatry ny fikarohana vitantsika ety Ankatso ety e? Fanararaotana ny mpianatra sy ny fanjakana? hahaha! Toa velon-taraina foana isika hoe tsy ampy ny famatsian'ny fanjakana ka...
tohiny
novalian'i kally ny 03/07/2006 12:03
LazaRandri
(
25/06/2006 03:39)
mitsara tokoa ve?
mitsara = [b]mi[/b]-[b]tsara[/b],
Inona no mahatonga antsika tsy sahy mananatra am-pitiavana ny rahalahy sy anabavintsika na dia hitantsika aza fa solafaka izy ireny?. Lasa toy ny mpiray tsikombako...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 11:05
LazaRandri
(
21/06/2006 22:43)
Fahatezeran'i Satana
[i]Fa nidina ho aminareo ny devoly sady manana fahatezerana lehibe, satria fantany fa kely sisa ny androny.[/i] Apokalypsy 12:12
Inona avy ireo endriky ny fahatezeran'i Satana? Ny fantatro aloha mb...
tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:13
LazaRandri
(
20/06/2006 06:07)
défaite imminente des islamistes
sombintsombiny nalaina tamin'ny vaovao avy any Moyen Orient:
Le réformateur jordanien Dr Shaker Al-Nabulsi: les récentes attaques d'islamistes contre les Arabes progressistes sont un signe de dé...
tohiny
novalian'i LazaRandri ny 20/06/2006 23:04
LazaRandri
(
19/06/2006 02:21)
Amin'ny anaran'i Jesoa
Inona ny hevi-dalina fonosin'izany hoe mangataka "amin'ny anaran'i Jesoa" izany fa toa mitady ataontsika tsianjery fotsiny ilay izy ankehitriny?...
tohiny
novalian'i prime ny 21/06/2006 10:47
LazaRandri
(
14/06/2006 05:58)
Europe en 2015 - hahaha!
[img]http://fuckfrance.com/images/i888/16395.135eurabia.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/06/2006 15:02
LazaRandri
(
14/06/2006 04:27)
Ny Politika
Ny politika dia [b]maloto[/b]...ary natao ho an'ny olona "mendrika" azy.
:arrow: tsy mahagaga raha mifandrombaka ny mpanao politika. hahaha!...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:22
LazaRandri
(
14/06/2006 01:13)
fiainana ara-nofo sy ara-panahy
* maninona no tsy tsapan'ny olona maro fa [b]ZAVA-POANA[/b] ny fiainana ara-nofo (materiels) raha tsy misy fiainana ara-panahy?
* raha tsapany indray izany, maninona izy no tsy mikatsaka ny hiaina ...
tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:41
LazaRandri
(
14/06/2006 00:56)
an' Andriamanitra ny fotoana
Atreho miaraka amin'ny Tompo ny ankehitriny, ary ankino aminy ny ho avy.
Rehefa repotra be iny ny fandaharam-potoanantsika matetika dia manararaotra miditra ny fakam-panahy:
- Azafady fa rehefa ma...
tohiny
novalian'i LazaRandri ny 16/06/2006 03:33
LazaRandri
(
31/05/2006 22:20)
Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?
1- [u]Ho an'ireo mpino Kristianina[/u]: "Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany hianareo, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana anay mpampianatra" Jakoba 3:1
=> Tandremo ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2006 23:22
LazaRandri
(
30/05/2006 22:51)
M..moza vs. M...zia
'ndao fa entiko ianao
Faly aho rah hitanao
ilay saha...Malaysia
Ny andro efa hariva
Efa manery antsika
Andao 'ty trano kelyyyyi
Trano kely...Malaysia
=> dia lasa ny saiko hoe inona ny mahas...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 05:17
LazaRandri
(
30/05/2006 22:25)
Assurance
Misy assureurs vahiny manana solo-tena eto Madagasikara ve?
Ohatra hoe raha misy olona any ivelany any te andeha aty Madagasikara dia any izy no mandoa assurance maladie. Kanefa mitovy amin'ny any ih...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:49
LazaRandri
(
30/05/2006 22:16)
drums
otrinona izao ny hofan'ny piano sy drums (perkissssio) matanjatanjaka eto Antananarivo eto? Ary ny hofan'ny keyboard?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 05:17
LazaRandri
(
23/05/2006 01:10)
ny fiainam-bavaka
Ny vavaka dia resaka atao amin'Andriamanitra. Noho izany tsy ianao irery no miteny ka ilaina koa ny mihaino Azy. Tsy voatery hisy anton-javatra lehibe akory vao mivavaka fa tena ilaina mihitsy ny vava...
tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 11:03
LazaRandri
(
16/05/2006 07:46)
kandida favori
Jesoa Kristy...
tohiny
novalian'i cutie ny 22/06/2006 15:25
LazaRandri
(
01/05/2006 01:36)
Kitoatoa
asa ianareo raha mba namaky an'ilay boky hoe [b]sirach[/b] ao amin'ny [b]apocrypha[/b]? Raha tsy mbola namaky dia aza mamaky fa toy ny "[i]hatsikana sy lalao[/i]" ny ao ary [i]mifanohitra tanteraka[/i...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:00
LazaRandri
(
28/04/2006 03:07)
Tsy misy fitiavana mihoatra noho ity...
You loved me, (l) when I was so unlovely,
You sought me when I was lost;
You showed me how much You really loved me,
When You bought me at the highest cost.
Notiavinao aho, (l) nefa tsy mahate h...
tohiny
novalian'i vitsika ny 05/05/2006 07:36
LazaRandri
(
28/04/2006 02:40)
trano fampisehoana
efa misy trano fampisehoana lehibe mahazaka olona maro ve sa dia CCESCA sy Palais des sports foana?...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/05/2006 23:32
LazaRandri
(
28/04/2006 02:37)
Fialana amin'ny solika lafo!
Rehefa lafo be ny solitany ry zalahy dia ny vehivavy indray asiana mandoa ny vidiny a! hahaha....
tohiny
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:34
LazaRandri
(
19/04/2006 23:26)
Solon'ny vitamines sy calcium
ny tsikitsikim-behivavy vao maraina :) hahaha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:42
