kandida favori
6. pika
(
16/05/2006 10:59)
kandida amin'ny inona aloha:roll::roll:
izy no mpanjakan'ny mpanjaka ka tsy tokony hisy hoe kandida izany
sao mba any @ resaka hafa no tiana lazaina fa tsy resaka politika jesoa sa satana ve?
tadidio fa misy ny natokana ho an'ny sezara misy ny natokana ho an'Atra
8. mandrindra
(
16/05/2006 12:08)
mpanjakan'ny mpanjaka ahoana koa. efa andron'ny repoblika sy ny demokrasia izao fa tsy tamin'ny faha-mpanjaka intsony e.
fa hono hoa aloha e, iza aloha io ranamana io e? vavy sa lahy? dia avy aiza hono izy io?
fa hono hoa aloha e, iza aloha io ranamana io e? vavy sa lahy? dia avy aiza hono izy io?
9. Fiffi
(
16/05/2006 12:20)
mandrindra:Tompo ô ! mamelà ny helokay fa tsy fantatray ny nataonay.
mpanjakan'ny mpanjaka ahoana koa. efa andron'ny repoblika sy ny demokrasia izao fa tsy tamin'ny faha-mpanjaka intsony e.
fa hono hoa aloha e, iza aloha io ranamana io e? vavy sa lahy? dia avy aiza hono izy io?
14. LazaRandri
(
16/05/2006 22:58)
Fantatrareo ve fa rehefa miverina Izy dia hanjaka mandritry ny arivo taona?
17. cutie
(
16/05/2006 23:23)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 17-05-2006 03:58:51
Lohateny : Re : kandida favori
Fantatrareo ve fa rehefa miverina Izy dia hanjaka mandritry ny arivo taona?
omeo porofo sa honohono io lol
