kandida favori

21. cutie ( 16/05/2006 23:40)
bedy eto tsy miteny gasy :-D
22. xxx ( 17/05/2006 00:39)
Ilery toa mpisoloky fotsiny koa, ny tena messie mbola hoavy!!!!
23. LazaRandri ( 17/05/2006 00:48)
zany ve ry xxx? minoa fotsiny ihany fa mbola hiverina amim-boninahitra Izy. hahaha!
Ilay miaramila (centurion) namono azy aza niaiky ihany rehefa maizina tampoka ny andro dia nisy horohoron-tany ary rovitra ny rideau tao @ tempoly teo am-pialany aina: "Surely, this man is the son of God!"
24. majinikakely ( 17/05/2006 06:29)
aonakoa zany we pisoloky zany
d adala dhl zany ireo kirisitianina manaraka azy ireo fa tena tsy azoko an ?
kandida favori no lohahevitra nefa toa lasa mivadika hafa ny resaka
Iza ary no kandida favori main ireto olona izay efa nilaza fa hilatsaka ho fidiana filohan ny repoblika malagasy ireto :
rolland ratsiraka,monja roindefo,hasina andriamanjato,pety rakotoniaina,lahiniriko jean
Aza hadino fa i ravalomanana mbola tsy niteny ny hoe hilatsaka fa izy aloha mbola mitetika ny hanohy ny mandat-ny e
25. arson ( 17/05/2006 06:41)
aza manonononona ny anaran'ny Jesoa Kristy @ tsisy dikany!sady lazaiko anao fa isika zao efa tsy tany fahagola intsony ka mpanjaka a!...zakanao ary ve aloha ny didin'ny mpanjaka.
Ny mombamombanao ary moa tsy fantatrao!
hahahah!hiiiiiiiiii
:-D:-D:-D:-D
mampiomehy be!
26. xxx ( 17/05/2006 07:02)
arson:
sady lazaiko anao fa isika zao efa tsy tany fahagola intsony ka mpanjaka a!
Jesoa Kristy anga taminy fahagola iany? izy nga tsy panjaka????
arson:
...zakanao ary ve aloha ny didin'ny mpanjaka.
tiko mitsy ny didiny satri nenazy didim-pitiavana (l)
arson:
mampiomehy be!
qui rira le dernier ...anjaranao ny manohy azy
[/quote]
27. arson ( 17/05/2006 07:32)
Ekeko fa tsy t@ny fahagola ihany fa misy h@zao.Fa izaho anie tsy miresaka azy intsony,na ny mahampanjaka azy fa niteny fotsiny ny fahagolan'ny faham-panjaka zany.Ry Rasoherina sy ny tariny ireny ary ve tsy efa gola aminao?tsy efa any ambadiky manareza?
Zakao ao ary ny didim-pitiavana.Sady ny fitiavana koa anie mampatory e!
hahahaha!
aoka aloa hiomehy fa mbola nofo aman-dra
Ataovy @teny gasy fa isika anie ka gasy e!
:-D:-D:-D:-D
28. mandrindra ( 17/05/2006 07:40)
cutie:

Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 17-05-2006 03:58:51
Lohateny : Re : kandida favori
Fantatrareo ve fa rehefa miverina Izy dia hanjaka mandritry ny arivo taona?

omeo porofo sa honohono io lol


fony izy lasana nandeha nanafatra hoe
izaho ka mbola hiverina eto anie.

fa raha marina aloha izany dia rahoviana e?
sao dia mila manao réservation-na billet mba hijerevana an'i lery, :D
29. arson ( 17/05/2006 10:48)
aza de mampome e!
:-D:-D:-D:-D
30. soanja ( 17/05/2006 13:30)
LazaRandri:

Jesoa Kristy

Tsy mino aho hoe nosy hoatra an'i madagasikara no tiany ho entina. Mbola manana toerana tsara lavitra tiany hipetrahantsika isika indray andro any. Ilay paradisa. Omano daholo ny entana mankany fa i Madagasikara mino aho fa hijanona ao amin'ny Planeta tany.


31. cutie ( 17/05/2006 20:53)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 17-05-2006 12:40:40
Lohateny : Re : kandida favori
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 17-05-2006 03:58:51
Lohateny : Re : kandida favori
Fantatrareo ve fa rehefa miverina Izy dia hanjaka mandritry ny arivo taona?

omeo porofo sa honohono io lol



fony izy lasana nandeha nanafatra hoe
izaho ka mbola hiverina eto anie.

fa raha marina aloha izany dia rahoviana e?
sao dia mila manao réservation-na billet mba hijerevana an'i lery,

Miverina ery ambony

de karakarao ny billet raha zany :-D:-D:-D
32. fijo ( 17/05/2006 20:57)
za kosa klo tsy mba manaiky ho panompon'ny olona voaheloka e.sady bandy mpandrava tsena ka tsy voako.
33. mandrindra ( 18/05/2006 09:53)
raha nadeha i cutie dia hividy billet aho, amin'izay mahita an'i cutie :D
34. cutie ( 18/05/2006 10:35)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 18-05-2006 14:53:13
Lohateny : Re : kandida favori
raha nadeha i cutie dia hividy billet aho, amin'izay mahita an'i cutie

tokony nataoko we karakarao ny billet antsika:-D:-D:-D:-D
35. mandrindra ( 18/05/2006 11:31)
tokony nataonao ve aloha sa tena ho ataonao e ?:-D
36. cutie ( 18/05/2006 11:36)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 18-05-2006 14:53:13
Lohateny : Re : kandida favori
raha nadeha i cutie dia hividy billet aho, amin'izay mahita an'i cutie

jereo aza io nosoratanao io :lol:
37. mandrindra ( 18/05/2006 11:49)
ka andeha ve ianao ary e ?:D
38. mandrindra ( 18/05/2006 11:51)
votsitra e !!
hitanao tsinona hoe hividy billet aho, fa tsy nolazaiko hoe firy :D
39. cutie ( 18/05/2006 12:00)
:-D:-D:-D:-D
handeh aza rah novidiananao billet:-D:-D:-D:-D
40. mandrindra ( 18/05/2006 12:12)
vonona ny hividy an'ilay billet aho fa rahoviana aloha ilay spektaklan'i lery e ?:D na spekatkla hafa satria tsy ny spektakla no jereko fa i cutie :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087