kandida favori

61. xxx ( 19/05/2006 18:36)
Aty Canada ngamba ianao izany, satria manao oups.
62. cutie ( 19/05/2006 18:37)
tsy any rery no manao oups ry xxx a :-D:-D:-D:-D
63. fijo ( 19/05/2006 20:50)
ny oups ry XX eran tany an,ahoana ary nareo izany
64. Fiffi ( 20/05/2006 04:04)
zah zao nahao oupssss nefa zah tsy any Canada! oupsss!
65. marozevo ( 21/05/2006 08:16)
mandrindra:

efa namaly anareo daholo ve ry zalahy zao baininareo antsoinareo izao a ?
cutie, io fa tratrako zany fa tsy nitsoaka. ary aza miala an !!:-D:-D



Iza ilay baininay ? Ary iza no baininao ?
66. marozevo ( 21/05/2006 08:18)
fijo:

de hozy aho hoe "ray ô,raha tena misy enao,homeo kaly ny vahoakanay"



Raha izaho no teo amin'ny toeran'Andriamanitra dia ho novaliako toy izao : "Miasa dia hahita ho hanina ianareo sy ny vahoakanareo, fa Izaho Zanahary tsy mitahy mandry".

Saingy tsy Andriamanitra aho sanatria ... ary mety ho hafa noho izany ny valintenin'Andriamanitra.
67. lamie ( 21/05/2006 10:04)
toute peine merite salaire, tena marina ny anao marozevo, miasà dia ampiany,fa ny gasy mbola zatra ny "mandeha moramora" koa!
68. xxx ( 21/05/2006 22:44)
Tsy haiko fa izaho teto Canada vao nahare an'izany oups zany koa!
69. cutie ( 21/05/2006 23:42)
za ndray tany dago de efa naheno :P
70. tangalamaitso ( 22/05/2006 04:23)
Tena very ao anatin'ilay resaka aho. Mba avereno @ tena lohahevitra moa e! Sa ve misy "code" ity resaka ity ka izay no tsy ahazoako azy? Mba ampio aho e! Inona moa izany izao no tian'ny mpanoratra holazaina @ ilay hoe "candidat favori"?:):):)
71. lamie ( 22/05/2006 07:41)
very tokoa ianao ry tangalamaitso @ oupsss fa refa tsy mahita lazaina tsony ange xxx dia manova resaka e! tsiky dia ampy!!!
72. tangalamaitso ( 22/05/2006 08:15)
:):):):):):):):):)
73. mandrindra ( 22/05/2006 14:12)
marozevo:

mandrindra:

efa namaly anareo daholo ve ry zalahy zao baininareo antsoinareo izao a ?
cutie, io fa tratrako zany fa tsy nitsoaka. ary aza miala an !!:-D:-D



Iza ilay baininay ? Ary iza no baininao ?

ny bainareo dia ilay niteraka anreo. ny ahy dia ilay niteraka ahy.
74. mandrindra ( 22/05/2006 14:37)
cutie, aza miafina kosa fa izay no tsy nahatratrarako anao e:-D:-D
75. cutie ( 22/05/2006 19:03)
mandrindra za tsy niafina fa enao no tara :-D:-D:-D:-D
76. mandrindra ( 22/05/2006 19:32)
tratrako amin'izay an :P
77. cutie ( 22/05/2006 19:39)
ie :P de atao in refa tratra:-D:-D:-D:-D
78. mandrindra ( 22/05/2006 19:44)
:oops: tsemboka sahady le, izay eritreretinao ka
79. cutie ( 22/05/2006 19:45)
ohtran'ny toi ndray zao no tratra :-D:-D:-D:-D
80. mandrindra ( 22/05/2006 19:51)
tratrako, tratranao, tratrako, tratranao, inn ary zany ô?:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0598