kandida favori

101. fijo ( 25/05/2006 20:17)
mifidiana ry zalahy dia mahaiza mifidy dia izay an;
102. prime ( 26/05/2006 08:48)
=D=D=D=D
103. fijo ( 26/05/2006 20:14)
izahay aty aza tsy afaka mifidy,manjonitra ko,ianareo omena adidy indray ve no hiahaka
104. tangalamaitso ( 29/05/2006 07:47)
Izaho aloha handeha hifidy e! Fa izay hofidiako mbola tsy fantatro. Koa izay no ilàna ity lohahevitra ity hoe: "candidat favori". Izay fanatsaràna sy fanaratsiana alefanareo eto dia an'isan'ny hanampy ahy hahitàko izay hofidiana. Ho anareo mahalala ny mombamomba ireo efa nitonona hilatsaka hofidiana ireo, dia aza mitsahatra mandefa vaovao (marim-pototra) eto fa ilaina foana e!
105. mandrindra ( 29/05/2006 14:53)
cutie, mbola tsy maintsy ho tratrako foana ka :D
106. cutie ( 30/05/2006 18:54)
mandrindra ho raovina zany :-D
107. mandrindra ( 31/05/2006 07:45)
efa hoe tsy taitra tsy maika nefa tsy tara, mbola ho avy eo fa aza mikoraka fotsiny :-D:-D
108. cutie ( 31/05/2006 10:16)
:-D:-D:-D:-D:-D
ok:wink:
109. mandrindra ( 01/06/2006 12:14)
ho tsatsako amin'izay androany an
110. cutie ( 01/06/2006 12:16)
tena tratra androany :-D:-D:-D:-D
111. mandrindra ( 01/06/2006 12:35)
izay maharitra ihany io hoa e :-D:-D:-D
112. cutie ( 01/06/2006 16:35)
:oops::oops::oops::-D:-D:-D:-D
113. mandrindra ( 02/06/2006 07:51)
aza menamenatra eo moa e
114. cutie ( 02/06/2006 18:40)
ndraindray ihany ka:-D:-D:-D
115. mandrindra ( 05/06/2006 09:28)
ary inn no mazana ?:D
116. cutie ( 05/06/2006 12:36)
tsy menatra:-D:-D:-D:-D:-D
117. mandrindra ( 05/06/2006 12:54)
ahan :-D:-D
118. cutie ( 05/06/2006 18:41)
de in zao no mampime:-D
119. mandrindra ( 06/06/2006 08:30)
mahatsiaro an'ilay eritreritro teo akaikinao aho, dia tsaroako hoe teny mary fa tsy menatra ianao :-D:-D:-D
120. cutie ( 06/06/2006 12:40)
:-D:-D:-D:-D
heverinao fa laingako nga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1157