kandida favori

121. mandrindra ( 06/06/2006 12:59)
an3, taiza kosa za no niteny an'izany e. zah matoky anao ka :-D:-D:-D
122. cutie ( 06/06/2006 19:45)
ok aza :-D
tsy niteny enao fa eritreritra ka:oops:
123. mandrindra ( 07/06/2006 20:19)
ka ny eritreritro anie no efa nahita ny marina en direkta koa ahoana indray ary no mbola hieritreretako lainga eo
124. cutie ( 07/06/2006 20:19)
ok aza:wink:
125. mandrindra ( 07/06/2006 20:56)
fa inn aloha no dikan'ilay "ok" e? :D
126. cutie ( 07/06/2006 21:00)
le marina ka :lol:
127. mandrindra ( 07/06/2006 21:10)
hay ok zany :-D:-D
128. cutie ( 07/06/2006 21:23)
efa hainao :-D
129. mandrindra ( 08/06/2006 07:20)
ok hoa zany :-D:-D
130. cutie ( 08/06/2006 11:29)
:-$
131. mandrindra ( 08/06/2006 11:45)
dia tsy mahazo miteny intsony ve?
132. cutie ( 08/06/2006 11:46)
mahazo 8)
133. mandrindra ( 08/06/2006 14:12)
mitaratra angaha ny maso,adro no misolomaso mainty ?
134. cutie ( 08/06/2006 14:15)
ie8)
sady mizesta koa io :-D
135. mandrindra ( 08/06/2006 17:08)
hanaovy défilé kely mihitsy aho hoe :-D:-D:-D
136. cutie ( 08/06/2006 21:14)
:-D:-D:-D:-D
rea tsy tara tsony enao vo manao defile za:P
137. mandrindra ( 09/06/2006 08:00)
ny tara anie no mahay makafy e :-D:-D
138. cutie ( 09/06/2006 16:46)
in no ankafizina @zany :roll::?::?:
139. mandrindra ( 09/06/2006 22:28)
rehefa tara dia somary mkoropaka kely, dia mahay manakafy izay hita. fa ny ara-potoana, tonga dia mahita dia tsy ampy ny tsirony :D
140. cutie ( 09/06/2006 22:29)
ary raha kely fotsiny sisa no hita :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2109