kandida favori

141. mandrindra ( 09/06/2006 22:51)
tsy koi fa fy be foana ka:-D:-D sady tsy ny habeany no jerena :-D
142. cutie ( 09/06/2006 22:53)
fa ny in :-D
143. mandrindra ( 09/06/2006 23:08)
ny hatsarany :-D:-D
144. cutie ( 10/06/2006 02:33)
jereo tsara aza le hatsarany :-D
145. mandrindra ( 12/06/2006 08:27)
tena fatratra :-D:-D
146. cutie ( 13/06/2006 12:33)
tantarao we :-D
147. mandrindra ( 13/06/2006 17:14)
ny fiandohany dia tara aho zany :-D:-D
148. cutie ( 13/06/2006 21:29)
de in no farany :-D
149. mandrindra ( 15/06/2006 06:34)
tsy aleo ve aloha ny teny atenatenany no tantaraina e
150. cutie ( 15/06/2006 12:23)
ka tantarao aza e :lol:
151. mandrindra ( 16/06/2006 09:16)
aoka kely aloha fa misy mpanaramaso nefa tsy miteny ato :-D:-D
152. cutie ( 16/06/2006 13:53)
miandry za zany:lol:
153. mandrindra ( 16/06/2006 13:58)
misy olona mifosafosa any ambadika any fa tandremo an :D
154. cutie ( 16/06/2006 17:53)
nga tsika miraharaha ze mpifosa any, avelao ry zareo hifosa e :-D:-D:-D:-D
155. mandrindra ( 16/06/2006 20:13)
amin'izay ve lasa lava nify:-D:-D:-D
156. cutie ( 17/06/2006 09:31)
ie :-D
157. mandrindra ( 17/06/2006 10:53)
dracula :-D:-D:-D
158. marozevo ( 17/06/2006 13:30)
Manga dia manga ny resakareo mitsamy kely ato anh...
Aleo nama tapahana ny hevitra fa ny iray aminareo no favori ah... Tsy azo atao roa manko.
159. cutie ( 17/06/2006 15:17)
manmdrindra, ajanony ny resaka dracula fa mapatahotra:-D
160. mandrindra ( 20/06/2006 08:29)
:* zay tsy matahotra tsony ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1498